Vaovao Torapo Avy aty Madagasikara
« Vaovao an-tsary vitsivitsy | Main | Maloto be ny ranon'ny JIRAMA! »
Ny hevitra moa teram-bary koa dia arosoko eto indray izay mba hevitro mikasika ity fiarovana ny vahoaka @ loza voajanahary ity! satria tsy maintsy misy ny rivodoza isan-taona ary tsy maintsy misy 2 na 3 mandalo eto madagasikara dia tsy mba misy tonga saina mihitsy ve oe inona no tokony hisorohana azy! amiko dia ny fampidirana ny Minisitera hisahana ny fiarovana @ loza voajanahary no tokony atao voalohany! tonga dia efa atao maty paika ao daholo ny lamina sy ny rafitra rehetra! raha andany vola ihany mantsy aleo tonga dia manatontona vola hiarovana ny vahoaka aloha toy injay hanome vola azy fanampiana efa traboina! @ iny mantsy izy efa tsy manan-tsafidy intsony ka mora foana no mambabo ny fony @ io fotoana io!
Tena alaim-panahy aho mantsy hiteny oe ataon'ny mpitondra fitaovana politika fotsiny ny mamonjy ny traboina ankehitriny! vola anie reolona no tononin'ny filoha atao fanampina ny faritra traboina e! ny vary sy ny fromazy manginy fotsiny tsy misy maharatsy an'izany mihitsy ary tsy fotoana hifanomezana tsiny intsony izao! fa ny ahy ny tiako hatongavana dia ny oe aleo misoroka toy izay mitsabo e!
Isika anie tia mangalatahaka e! io mihitsy no fahalemetsika ambetiteniko eto foana io kanefa indraindray tsy mifanaraka @ zava misy aty @tsika ny zavatra alaintsika tahaka indraindray ny tena tahafitsika matetika moa dia i lafrantsa na eo @ lalàna izany na eo @ firafitry ny governemanta!
Jerenareo tsara fa na tranonkala milaza ny mety ho toetrandro ary anie tsy hananan'ny malagasy e! lany eo ny fahefatradiny mikaroka atsy sy aroa vao mba mahita enao @ izay indray tena zara fa milaza ny toetrandro aty madagasikara fa dia ny nosy manodidina no betsaka ao indrindra fa ny nosy la reunion! ko tsy hita tsinona fa meteo france no jerena ko izy ve hiraharaha izay an'olona hafa any fa ny azy aloa no mahamay azy! io zao dia efa lesoka iray lehibe ho antsika sahady, manaraka izay indray dia eto @ ireo mpamonjy voina hita fa tsy ampy isa mihitsy izy ireo ankehitriny ary tato ato anefa dia tena alerta foana na eo @ trano mianjera na eo @ rano miakatra sy ny sisa! sao mba tokony ampiana ny isan'izy ireny ohatra sady be ny tanora manana ny vatana afaka miasa @ ireny!
Farany dia ny benevola no tsy mba kapokatsika malagasy mihitsy e! malaina isika hanao zavatra raha tsy misy tambiny foana! asa nohon'ny fahatrana angamba! izaho zao ohatra mazoto mihitsy hanagana blaogy maimaimpoana hisahana ny toetrandro ary mino aho fa maro ireo mpamahana blaogy mety hanampy ahy @ io!
JEREO KOA ETO na MIHOMEZA kely ETO na ATO
Resaka organisation fotsiny ngamba izany fa tsy voatery ministera fa na ohatra hoe direction generale fotsiny dia efa ampy e. Manavesatra ny admnistration fotsiny ny fanampiana minisitra iray hoan'zay fotsiny kanefa le izy eo @ 5 volana isan-taona fotsiny no mitranga ra be indrindra...
Faharoa, tsy haiko aloha na misy fomba fitifirana na fampivilianana cyclona fa anisan'ny voasokajy ho loza voajanahary izy ireny. Izany hoe tsy misy zavatra betsaka afa tsy misaotra an'A/tra fa mbola tsy maty fo aman'aina e. Ekeko kosa anefa fa tokony mivonona, question d'organisation wa, isika hoe ahoana ny fomba fiasa rehefa tonga ny voina sy otran'zany. Zavatra tokony efa ho automatika be mintsiny izany... ka hoy aho hoe, tsara fa tohizo, alefaso ary ny blaogy toetr'andro fa mahasoa ny firenena sy ny mpiray tanindrazana izany.
amen
ndeha ainga aho amita ny aty dia hody hamokatran io ministera io !
fa zao aloha TGIF TGIF TGIF ka tato lé izy no nanomboka
http://trinitty.wordpress.com/2008/02/18/vous-avez-dit-secrets/
dia nihitatra hatraty
http://tokinao.blaogy.com/
dia nandalo tato
http://ikalamako.blaogy.org/
allezz
| « | Aogositra 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| At | Ta | Ar | Ak | Zo | As | Ah |
| 1 | 2 | 3 | ||||
| 4 | 5 | 6 | 7 | 8 | 9 | 10 |
| 11 | 12 | 13 | 14 | 15 | 16 | 17 |
| 18 | 19 | 20 | 21 | 22 | 23 | 24 |
| 25 | 26 | 27 | 28 | 29 | 30 | 31 |