Raraka ny Ajesaia
Na dia naharesy 1 no 0 aza ny ajesaia dia raraka ihany satria efa resy 0 no 2 izy tany mozambika i Costa do sol moa no nihaona t@ ary lalao miverina no natao androany raha tokony t@ alahady no natao ny lalao dia iarahana mahalala ny zavatra nitranga t@ ilay rotaka be iny!
Dia tapitra hatreo izany ny lalao afrikanina ho an'ny malagasy satria ny adema koa dia resy 0 no 2 tany tanzania!
Ny barea zany sisa no hany hantenaina raha tena vonona ihany koa anefa isika hitradraka ny mpilalao any @ vazatany 4 any fa tsy hionona @eto antoerana fotsiny satria efa fantatra fa tena mbola ambany ny ahavon'ny lenta ananan'ny kitra malagasy raha oarina @ afrikanina!
Information and Links
Join the fray by commenting, tracking what others have to say, or linking to it from your blog.
Hevitra
Re: Raraka ny Ajesaia
sazykely | 05/03/2008, 08:25
Re: Raraka ny Ajesaia
DadaRabe | 04/03/2008, 20:16
Ie, dia izay indray izany koh ! atao ahoana moa fa efa natao izay azo natao.
Re: Raraka ny Ajesaia
news2dago | 04/03/2008, 19:08
simp => Tsy mianatra lesona angamba isika dia tsy afa-panadinana foana e!
misaotra e
Re: Raraka ny Ajesaia
simp | 04/03/2008, 19:03
an3, isika kosa mbola maka lesona eee ;-)
Re: Raraka ny Ajesaia
news2dago | 04/03/2008, 17:40
sazikely => solona zany ve le pseudo oe newsrapide lol
misaotra e
Re: Raraka ny Ajesaia
sazykely | 04/03/2008, 16:26
rapide kousa le paka vaovao antsika zany an mankasitraka e
Re: Raraka ny Ajesaia
news2dago | 04/03/2008, 16:00
Tsikisariaka => tena izany mihitsy e! miandry score fontsiny!
mbola ho avy e!
Re: Raraka ny Ajesaia
Tsikisariaka | 04/03/2008, 15:40
Indrisy. Fa dia isaorana izy mba niezaka sy niaro ny voninahitry ny gasy e ! efa mba resy am-boninahitra moa no filaza an'izany.
Rehefa mijery baolina ka isika gasy no manao dia miandry score fotsiny no atao dia izay. Atao ahoana moa ? Fa maninona àry ?


news2dago: falifaly njay fa dokafana tanjemo fotsiny sao de manitsaka e manatena ano ny akama rhtr amin 'io taranja io e