Naato ny Fifa i Madagasikara
Dia mahagaga fa tsy nahenoina feo mihitsy ny haino aman-jery teto an-toerana mba milaza ny vaovao momba ny baolina kitra ity fa dia t@ vaovao any ivelany indray no nahitako azy oe naato ny fifa i Madagasikara! Marihina moa fa tena vaovao andrasanay mpitia baolina ity fepetra navoakan'ny Fifa ity!
Efa samy vonona izany ka mioty ny vokatra sisa izao izany angaha no ilazana azy! afohy daholo aloa izay fihaonana iraisam-pirenena ary ravaina daholo izay fofompofona federasiona sy efa mambra tao h@ izay! ovay hatrany @ fotony mihitsy ra mila vokatra tsara!
Tokony hisikoponitra kosa ny fanjakana etsy andan'io zavatra natombony io hanampy ireo mpilalao eto an-toerana aloa ary hanao izay ho afany hiverenana ao @ fifa indray @ manaraka! ny fanantenana dia ny fivoarana fa tsy ny fihemorana akory!
miandry zany aloa ary mila miharitra raha te hanana ny soa! miandry anao izany izahay ry ngahy minisitra hanolotra olom-baovao! hanarina ity taranja maminay ity!
Tsy hita e! fiainana daholo izany.
Mirary soa ho an'ny mpanao bol fa raha za manokana aloha kely ny finoako ny @hoe hitondra soa ho an'ny kitra ireo miseho ireo
Simp sy Dadarabe => izay tokoa angaha fa h@ izao alo mbola tsy nisy kôzy mht e!
Dia ho hita eo ny tohiny é!
Toa efa mivoaka any kah !
mety radem vao mitranga any @ gazety ka.
Ny radio sy tele no asa. Inoako fa nilaza ry zareo na dia ny TVplus ihany aza. Sa ahoana?