[Ankapobeny
]
22 Martsa, 2008 12:54
Mirary paska sambatra ho antsika!
Tsy dia hanao resaka be aho androany fa anjanoko kely daholo aloha izay zavatra mampiasa saina sy vaovao misy herisetra sy mampalahelo fa hifantoka kely @ aram-panahy androany! dia tsy inona fa ny andron'ny paska izany izay ho tsiahivin'ireo mpino maro be eran-tany rahampitso!
Koa dia mirary paska mahafaly ho antsika mpitsidika eto @ blaogiko aho aloa naleoko nalefa aloha ny firarin-tsoa satria rahampitso mety tsy hanam-potoana firy hanoratana mantsy!
Izay ary fa dia manaova fety sambatra daholo e!





24/03/2008, 08:44
Simp => lol
23/03/2008, 21:42
Mirary Alatsinain'ny paska manja be kou ee :)
23/03/2008, 17:51
Maintikely => misaotra e! samy ho tahin'Andriamanitra
Pitou => isika rehetra e!
23/03/2008, 15:43
zoezy paka e! :D
23/03/2008, 15:30
zoaezy paka News2dago o
23/03/2008, 11:05
Jentilisa => misaotra anao namela hafatra e!
mirary soa
23/03/2008, 04:29
Androany maraina no tena paska dia miarahaba antsika rehetra ary e
22/03/2008, 17:31
Helisoa => tsy adino e! tsy maintsy mifahatsiaro sy mifampitondra izay mavesatra isika e!
mirary fiononana feno ho azy ireo ihany koa!
ikalamako => enga anie! dia torak'izany koa e
22/03/2008, 17:14
manaova fety sambatra news2dago a !
Amin'ny talata mba hifankahita soa eto daholo amin'ny vaovao tsara
22/03/2008, 16:49
misaotra e,
tsarovy am-bavaka ireo ray aman-drnin'ny namana lasana vao tsy ela taty Parisy an !
http://rahelys.unblog.fr
22/03/2008, 16:29
Pissoa => tandremo ny mandeha mafy an! lol
misaotra e!
Tokinao => mazotoa e!
22/03/2008, 14:21
Misaotra news a :-)
22/03/2008, 14:17
Mirary fety sambatra News2Dago a !
Hi hi - manantena aho fa tsy ny isan'ny naratra na matin'ny lozam-pifamoivoizana ny vaovao manaraka a.
Mba mitandrema ry zareo rehefa mitondra fiara - hi hi.