Vaovao Torapo Avy aty Madagasikara
« Vehivavy mamoafady oe! | Main | Tsy azo trandrahana ny hazo sy vato »
Mbola resaka serasera ihany aloha no anombohoko ny vaovao omeko anareo androany. Asa nareo raha nahatsikaritra fa omen'ny olona anaram-bositra avokoa ny finday amidy @ vidiny mirary rehetra ka omeko eto aloa izay mba hany fantatro fa manampy ianareo raha mahita hafa! hafa kely mihitsy an! ny motorola c113 ka h@ c119 ohatra dia ataon-dry lerony oe MBS na Motorola ny Bandy Sahirana. eo ihany koa irony ZTE irony io indray dia ataony hoe Zanaky ny Tena Enjana na ilay lohateny ny hira malaza hirain'i Samoela sy Princio ary Rakiky!!
Vaovao hafa dia nahazo vokatra sahady ny ampemba novolena teny @ fitaratr'i Madagasikara eny Iavoloha. Faly ery ny filoha ny repoblika fa tsara ny vokatra azo! ary mahasolo ny katsaka hono izy ity! ary mety tsara raha ambolena any @faritra Atsimo.
maintikely => Sorgho hn ny ampemba! telefonina ZTE ilay zanaky ny tena enjana! ary heno ao anatin'ny hira ny samoela sy princio ary rakiky!
Rajiosy => misaotra @ fanazavana!lol
sorgho ilay apemba
dia inona ilay zanaky ny tena henjana @ fone? :-P
Inona ilay ampemba kay fa tena tsy haiko?:(
ikalamako => lol
looolll
iny lôjika iny indray lesy no tsy narahiko.
ikalamako =< tena miova arakarakin'ny vanom-potoana mihitsy izy izany an! raha t@ izany fotoana snob ny bandy zao zany lasa sahirana ko atsy ho atsy tsy dia efa tsy hay intsony!lol
misaotra e!
:-D :-D
mampahatsiaro anay fony nalaza niaraka t@ adidas sy ny stan smith ny tennis TBS dia hoe Tennis-ny Bandy Snob no fiantso azy...
| « | Aogositra 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| At | Ta | Ar | Ak | Zo | As | Ah |
| 1 | 2 | 3 | ||||
| 4 | 5 | 6 | 7 | 8 | 9 | 10 |
| 11 | 12 | 13 | 14 | 15 | 16 | 17 |
| 18 | 19 | 20 | 21 | 22 | 23 | 24 |
| 25 | 26 | 27 | 28 | 29 | 30 | 31 |