Vaovao Torapo Avy aty Madagasikara
« Tsy mbô za! | Main | Akon'ny fety ny pentekosta »
Tsy dia mahazatra antsika ny mifampiarahaba tratry ny andro nilatsahan'ny fanahy masina, kanefa dia andro lehibe tokoa ho an'ny kristianina izy ity! koa dia faly miarahaba antsika indray nahatratra izao andro fandresena izao indray! tena mihazakazaka tokoa ny fotoana! efa hisasaka sahady ny taona 2008. Tena tsy hitahita akory!
Koa dia mirary soa antsika mpitsidika ny blaogiko! ary mankahery antsika hatrany @ izao fahasahiranana mianjady antsika izao! ny Tompo anie homba antsika hatrany!
dia bonne fête de pentecôte konkoa e!
mbo tsy ho faly manao fety fa ny tena dikany no hisy lanjany indrindra indrindra :)
misaotra e! manaova fety sambatra daholo! lol
retour à l'envoyeur ! fa ampiana smack rangahy izany a ! (nidinan'ny Fanahy Masina koh, lol)
Mankasitraka new2dago a - dia miarahaba anao koa. Mba samy hahay hihaino ny bitsiky ny Fanahy Masina eo amin'ny fianantsika aby anie isika. (Hi hi - firariana nisy nandefa taty io ka dia zaraiko eto e hi hi)
| « | Jolay 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| At | Ta | Ar | Ak | Zo | As | Ah |
| 1 | 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | |
| 7 | 8 | 9 | 10 | 11 | 12 | 13 |
| 14 | 15 | 16 | 17 | 18 | 19 | 20 |
| 21 | 22 | 23 | 24 | 25 | 26 | 27 |
| 28 | 29 | 30 | 31 | |||