Natao mariazy i Spir'Omic
Ny lalao any Beijing aloha no tena malaza ankehitriny. Ary vokatra ratsy sahady ho an'ny malagasy satria dia raraka t@ fihodinana voalohany avokoa ny mpanao judo malagasy sy ny mpilomano. Tsy asina resaka intsony moa satria ny fanomanana vonjy tavanandro fotsiny ka mazava ho azy fa ny vokatra koa dia sahala @ izay ihany koa.
Nahazo mari-boninahitra Honoris Causa hafa indray ny filoha Ra8 tany @ oniversite ny Beijing raha totalina moa izany dia efa 3 sahady ny mari-boninahitra ambony azony tao anatiny heritaona izay. Noho ny hafalim-pony moa dia nomena vatsy kely ireo atileta malagasy mandray anjara @ ity lalao olimpika ity ka nahazo 200$ isan'isany avy.
Natao mariazy t@ zoma 8/8/8 lasa teo kosa ilay mpanakanto malagasy metisitisy endrika maha taratara ireo zatovovavy eto @ tanana ary inoana fa maro no diso fanantenana sy mba niandrandra ny ho voafidy kanefa dia efa nanana ny safidiny ny lehilahy tsy iza izany fa i Spiromic tetsy @ culte Andohalo moa no natao ny mariaziny ary tetsy @ hotely Colbert no niara nisakafo izy sy ireo mpanotrona. Maharena tokatrano ary mahareta h@ farany. Ho an'ireo zatovavy kely kosa dia mbola ao i Mirado fa aza kivy e! lol
Information and Links
Join the fray by commenting, tracking what others have to say, or linking to it from your blog.
Hevitra
Re: Natao mariazy i Spir'Omic
DadaRabe | 13/08/2008, 02:49
Re: Natao mariazy i Spir'Omic
ikalamako | 13/08/2008, 00:39
mba asio sary le blog fa aza atao pibilisité vava fts e, hihihi
Re: Natao mariazy i Spir'Omic
news2dago | 12/08/2008, 09:54
Ikalamako => Mpihira i Mirado ary anisany sangany ankehitriny ary mahafatifaty hn ny endriny hoy ny maro mpankafy azy!
Re: Natao mariazy i Spir'Omic
ikalamako | 12/08/2008, 03:56
kay natao mariazy ?!
Loza fa hay ve iny bandy gasy e, hitako foana ao @ daily ao fa tena tsy kopy aho fa toa hira angalisy foana no henoko ataony koh. Vieux jeu marina aho, lol.
Izaho anefa izao vao saika mba hiangolangola te ho namany kay efa dila ny entana :-P
O ry zazavavy namako isany : condoléance daholo isika zany!
(ahoana indray ny amin'izany mirado izany ry news2dago ? Mba omeo sopapa any nama a!)
Re: Natao mariazy i Spir'Omic
news2dago | 11/08/2008, 16:52
shoan => Misaotra @ ilay rohy
valiny
shoan | 11/08/2008, 16:42
Arahabaina izany é ! Misy montage clip ao amin'ny myspace, natao sy napetraka ho anazy mivady kely tami'ny andro nanaovana ny mariaziny Ito ny lien :
http://www.myspace.com/spearomic
dia jereo ao aminy commentaires
Bye
Kiss


Izany indray no malaza an !
Tsarà é!