Araka ny siho dresaka dia miteny indray ny Ben'ny tanana oe misy mitady haka ny vola ao @ banky foibe ankehitriny ka hanao andrimasom-pokonolona. Mety hitarika ny vahoaka izy hiakatra eny @ asabotsy ka handromba sy hanimba eny Antaninarena indray ny jiolahimboto. Raha sanatria ka marina ity tsaho ity dia mba miangavy aho mba aparitaka haingana ity lahatsoratra ity. Taomy ihany koa ny olona tsy ho eny @ 13 mai @ asabotsy mba hisorohona ny rà mandrika.
mahagaga tokoa ny azon'ny ben'ny tanàna manana mpiambina milanja basy? Raha nahamarika koa ny rehetranijery tv plus dia nisy tanora nisaron-tava izay nitondra basy!!! nialoha ny lalàna t@ le ho any @ mbs ny mpilahatra. Misy mikotrika rà mandrika mihitsy eto ka mila mitandrina ny rehetra @ izany.
Ry zala ireto hono no tena hahazo tombony @ izao krizy izao hoy ny maro.


(sary nalaiko tao @ foko)
Io izany no Chef de Gare micommande ilay TGV!!! Enga anie mba hi-derailler ity tantara ity fa tsy ho tody any @ gara intsony. Tapaho daholo ny tetezana rehetra mbola handalovana sao ho loza





10/02/2009, 09:31
Leo be a e..... Manin nefa io TGV io ra taphina ny loany de vita e. De taraiko daoly ndray le panarakaefa am zay.Iny ange pandrava efa otran volavo kely e.......
31/01/2009, 10:37
Inaivo => Vao miandry e! Vao misy dia tanteriko eo ok
31/01/2009, 10:27
Nanao ahoana letsy ny Sabotsy 31 Janvier tao Antananarivo tao ry News2Dago ?
Mba nilamina kosa am'zay angamba e ? Efa tsy misy korontana intsony.
30/01/2009, 21:49
MAHAGAGA HOA NY AO AMIN'NY ORINASA KRAOMITA MALAGASY, LAZAINA FA KRIZY DE ATAO DAHOLO IZAO FITSITSIANA REHETRA IZAO NEFA NOTENDRENA HO DIRECTEUR DAHOLO NY AKAMAKAMA TIM REHETRA; SA MBA NANOVA ILAY FILOHAN'NY ZANDARY NY FILOHA DIA MBA MANOVA KOA NY RAMASABOMANGA REHETRA; SA MBA MANAO TETEZAMITA KOA; AZA ATAO TANTELY AFADRAKOTRA HOA NY ORIN'ASA MPANJAKANA, SA EFA AKAIKY NY FARANY SAO HO LANY NY MPAISO ANKADY; IZAY MPITANTANTANA VAOVAO AO DIA ESORY DAHOLO ALOH REO DIRECTEUR 12 IREO FA MISY POSTE TSY TOKONY HIEXISTE MINTSY; RIDICULE DG
30/01/2009, 15:36
Misaotra mampita vaovao hatrany news a!
Na izany na tsy izany : tandrovy koa ny "fo" sao ho lasa adala alohan-dry zareo tena mpiady lol.
Ikalamako moa zao tokony hampanao seance de Yoga mihitsy :). Misaotra azy koa e
30/01/2009, 11:48
Ny « LOJIKAN’NY > FIFANDONANA » tetikadin’i Andry Rajoelina miaraka > amin’ireo mpanao > politika tranainy sy ny firenen-dehibe iray.. > > Mpianatra ety amin’ny > Oniversite ny tenako. Tamina mpianatra eny amin’ny > Oniversite iray antsoina hoe > “Dominique” na “Radomi” no nandrenesako izao resaka > izao ka tsy mandry ny > eritreritro raha tsy manaparitaka azy aminao. Diniho ny > zava-misy ,fa ny > tantara no hitsara. > > Efa volana maromaro no > niketrehan’I Andry TGV ny tetika. Ny tanjona dia ny > handrodanana ny fitondrana > amin’ny “fitakiana an-dalam-be”. Ny vola efa nahazo > betsaka, ny fitaovana izay > ilaina misy. Ka izao no paik’ady: > > - Vidina ny Radio sy TV > RAVINALA ka soloina VIVA hahafahana manamboatra tsikelikely > ny sain’ny vahoaka > hankahala ny fitondrana sady hanaovana ny propagandy > hahazoana ny > fitondrana ny tanànan’Antananarivo ( Ben’ny tanàna). > Tamin’izany no efa nisy > nilaza fa volan-DRatsiraka sy Pierrot Rajaonarivelo no > nampiasainy fa tsy nino > ny olona. > - Tsy ho resy vetivety ny > fahantrana ka io no asaina ventesin’ny mpanao politika > izay miteny. > - Kitihina ny fanavaozana ny > fianarana ary averimberina fa fanagasiana tamin’ny 72 io. > Hatao fitaovana > amin’izany ny Katolika izay ao ambadik’ilay firenena > tsy tononina. > - Karamaina ny mpianatra eny sasantsasany eny > amin’ny Cité Ankatso mba hanamboatra > “cocktail Molotov” hatsipy handoroana tranom-panjakana > - Karamaina ny jiolahy handroba > fananan’olona mba ilazana fa tsy misy fandriam-pahalemana > eto. > - Karamaina ny olona maro mba > hitarika fihetsiketsehana any amin’ny faritra sy hitarika > grevy. > - Vidina vola ny mpanao gazety > maro mba hivoy ny hevitra fankahalana fanjakana sy hivoy fa > sakantsakan’ny > fanjakana i Andry TGV amin’ny fanatanterahany ny asa maha > ben’ny tànana azy > hany ka tsy vitany asa. Tokony hivoy koa ireo mpanao gazety > ireo fa tsy > milamina ny tànana. > - Atao ny tetika rehetra mba tsy > hisian’ny “ Fivoriambe-faratampon’ny Firenena > Afrikana”eto Madagasikara satria > hoe misavorovoro eto.. > - Tsy hisy hoazy araka > izany ny fivoriamben’ny tany miteny Frantsay amin’ny > 2010 > - Tsy avela ho tody hatrany > amin’ny fifidianana ity fitondrana ity fa tsy maintsy > arodana > alohan’izay. Satria mantsy amin’izay fotoana izay efa > misy vokany betsaka eo > amin’ny fiainam-bahoaka ny MAP ka ho > sarotra ny handresy azy amin’ny fifidianana. > > - Tsy maintsy mirodana ary tsy > maintsy tafiditra ao anaty velam-pandrika ny > fitondram-panjakana ka ny > ambon-DRavalo no hamelezana azy. > - Asaina miteniteny foana ao > amin’ny VIVA RATSIRAKA ary dia tsy maintsy hanidy > an’ioTV io ny > fitondram-panjakana. > - Aely ny tsaho fa ho samborina > I Andry TGV. Io fisamborana azy io no tena tadiaviny mafy > hatreto. > - Hetsehina amin’izay ny vahoaka > mba hitaky fa tsy misy ny “ DEMOKRASIA” eto > Madagasikara.. > - Ampiasaina ny radio VIVA, Ny > radio ANTSIVA, ny TV Plus, ny La Gazette de la Grande ile , > ny LA verité sns > mba hitarika ny olona hanaraka an’I TGV sy hanaratsy > fanjakana. > - Ny > resaka atao dia hanamboarana ny sain’ny olona mba > hankamamy indray eo amin’ny sehatra politika ireo goaika > antitra very > seza efa fantatra. > Fa ity no tena loza : Ny > « LOJIKAN’NY FIFANDONANA » tetikadin’i Andry > Rajoelina miaraka > amin’ireo mpanao politika tranainy sy ny firenen-dehibe > iray. > - Rehefa tsy mampiasa “FORCE” ny > fanjakana dia terena hanao izany mba hisy faty olona indray > eto Antananarivo. > - Noho izany dia taritina ny > olona hirohotra hanao ankeriny hamoa ny TV VIVA. Efa misy > mpitarika nahazo vola > hanao an’io. Tsy maintsy hampitandrina ka hanao > tifi-danitra sy hampiasa > fitaovana mampilatsa-dranomaso ny mpitandro ny filaminana. > Ary eo no hisy > karamaina hitifitra ny vahoaka ary dia hovelona ny > saritaka. Iodia tsy mazava > na ao amin’ny tafika no voakarama na ao anaty vahoaka > hanao an’io fitifirana > io. > - Raha tsy mety ny eny amin’ny > VIVA dia taritina ho eny amin’ny Ministeran’ny Vola > indray ny > vahoaka, sady efa eo akaiky eo rahateo Ambahitsorohitra, > mba hitaky ny > fialan’ny Minisitry ny Vola hono araka ny resaka efa > nataon’i Roland Ratsiraka > sady naverin’I Andry TGV teo Ambohijatovo. Tsy maintsy > hampitandrina ka hanao > tifi-danitra sy hampiasa fitaovana mampilatsa-dranomaso ny > mpitandro ny > filaminana. Ary eo no hisy karamaina hitifitra ny vahoaka > ary dia ho velona ny > saritaka syny savorovoro . > - Hampiaka-peo toy ny fanaony > avy eo ireo mpanao politika toa an-dry Daniel RAMAROMISA > sy ny forongony > mba hitaky ny tetezamita hiverenan’ireo mpanao politika > saribakolin’ilay > firenen-dehibe eo amin’ny fitondrana. > > Vokany : > - Mbola hanjakazaka eto amin’ny firenena io > firenen-dehibe io satria hiverina ireo saribakoliny. > - Mbola vao mainka hahantra ny vahoaka satria > hitsitongana ny vola gasy noho ny fikorontanana hatao eto > amin’ny firenena. > Mbola tombotsoan’ilay firenen-dehibe ihany io. > - Tsy hisy ny fandrosoana eto satria hiady > saritaka indray ireo mpanao politika izay hiady seza samy > hilaza fa izy no > namono ny voay. Tsy ny rehetra anefa no hahazo seza, fa > izay efa votendrin’ilay > Firenen-dehibe ihany. > > Ny fitiavako tanindrazana no nanosika ahy hilaza > izao tsiambaratelo izao aminao mba hilazanao ny havanao mba > tsy sanatria > no ho lasa sorona ho fatifaty foana na haratra foana > hampiakatra > an-dry zalahy eo amin’ny sezany. Raha anisan’ireo > nahazo vola moa maninona, fa > raha entim-po amin’ny resabe no tena mampalahelo. Tsy > misy mahay manao > fahagagana eto ka afaka hanafoana ny fahantrana ao > anatin’ny taona vitsivitsy. > > Azonao porofoana amin’ny zava-misy ireo voalazako ireo. > Ny fanompoam-pivavahana saika > natao teo Ambohijatovo. Ny fanokanana ny kianjan’Andohalo > izay natao kimaimaika, hany ka vao avy ny orana dia > nirodana. > Ary ny nampalahelo aza nandratra olona mihitsy io > firodanana io satria > nianjeran’ny tafo tao ireo olona sendra nialoka. Tsy efa > fambara > ataon’Andriamanitra ve io. Iza no namatsy vola > nanamboarana io kianja io ? moa > tsy ilay firenen-dehibe ve ? Nahatadidy rahateo ny isika > fa tsy io > mihitsy ny planina nasehon’I Andry Rajoelina fony izy > nanao propagandy tamin’ny > fifidianana ho ben’ny tanàn’Antananarivo. Mihevitra > izy mantsy fa tsy nisy > nahatadidy ireny. Ny sarintsarim-pitokanana ny kianjan’ny > Demokrasia teny Ambohjatovo. > Ireny rehetra ireny dia mizotra any amin’ilay > “lojikan’ny > fifandonana hanaovana sorona indray ny vahoaka”. > > Raha tia tanindrazana ianao dia aelezo ity > amin’ny mailaka na amin’ny fomba hafa. > > Tena ekena fa mampandroso ny DEMOKRASIA > ary ny fototra lehibe amin’ireny dia ny fifidianana. Tsy > misy afaka hilaza fa > DEMOKRASIA ny fitarihana ny olona haka fahefana eny > andalam-be! > Tsy misy afa tsy ny fifandimbiasam-pahefana > amin’ny alalan’ny fifidianana ihany no filaminana sy > fampandrosoana ny firenena. > > Izay ny zava misy ka tokony handinin-tena ny > mpitondra sy Andry TGV ! > Samia mandinika vao manao zavatra ho tombotsoa > ambonin’ny firenena ! Mbola fotoana izao hieritreretana. > Ny Kristianina aoka hivavaka fa tandindomin-doza > ny firenana.Tsy maintsy ho sambatra isika raha manana > an’Andriamanitra ho > tokin-tsika.
30/01/2009, 10:59
VOICI CE QUI RISQUE D ARRIVER DEMAIN SI VOUS NE DIFFUSEZ PAS CE MESSAGE PARTOUT
Demain, Andry Rajoelina va s'autoproclamer président de la République.
La différence, c'est qu'il va se faire abattre (un xxxxxxxx de moins), on accusera Marc Ravalomanana d'avoir commandité le meurtre, et il perdra de sa crédibilité. Ratsiraka reviendra
Les faits :
En 2006, avant les élections présidentielles qui ont donné au Président Ravalomanana un 2ème mandat, Manandafy a rencontré Ratsiraka en France.
Les consignes de l'ancien président ont été très claires : « c'est vous qui l'avez mis là, à vous de l'enlever de là ». « Vous », sous-entendu les xxxxxxxx, les gens de Tanà.
Depuis ce jour, les évènements qui ont lieu aujourd'hui ont été parfaitement planifiés, de A à Z.
Objectifs :
Destituer le Président Ravalomanana
Détruire tous ses biens
Détruire toutes les traces de son ennemi, c'est-à-dire tout ce qu'il a mis en place et qui est signe de progrès
Mettre Tanà à sac
Remettre Madagascar dans l'état de pauvreté dans lequel il était avant Ravalomanana
Les moyens :
Pour arriver à ses fins, il a trouvé un jeune xxxxxxxx crédule, ambitieux et croyait pouvoir tirer son épingle du jeu : Andry Rajoelina.
Le pantin idéal : le Président Ravalomanana était maire de Tanà avant d'être président ; Andry Rajoelina est l'actuel maire de Tanà et c'est celui dont on se sert pour tenter de destituer le président.
Mais surtout, il est jeune et xxxxxxxx, le profil idéal pour séduire les tananariviens.
Par ailleurs, Ratsiraka a encore sur place des militaires à sa solde, des officiers qui faisaient partis de la RESEP (armée créée par lui) et de la SPADEM. D'où une division dans l'armée.
Demain, Andry Rajoelina va s'autoproclamer président de la République.
La différence, c'est qu'il va se faire abattre (un xxxxxxxx de moins), on accusera Marc Ravalomanana d'avoir commandité le meurtre, et il perdra de sa crédibilité.
Résultat :
Comme prévu, Madagascar sera en ruine
Les xxxxxxxx seront divisés
Ratsiraka reviendra triomphal, toute vengeance assouvie
Les preuves :
Que le gouvernement est de bonne foi :
L'émetteur de Viva avait été enlevé pour interrompre les diffusions susceptibles de semer le trouble ; MBS a été détruit, pillé et brûlé pour empêcher toute communication du gouvernement, d'où son silence. Seules les stations évangéliques et pro TGV peuvent encore émettre.
Les émetteurs ont été restitués à Viva aujourd'hui ; Viva émet à nouveau
Les 3 prisonniers ont été libérés
Le Président Marc Ravalomanana refuse toute forme de violence
Que Ratsiraka est derrière tout cela et que quelque chose se prépare réellement demain :
Les groupements organisés qui saccagent tout, avec des cibles bien précises, frappées au même moment, du déjà vu : un style signé, reconnu par tous
Pierrot Rajaonarivelo (qui rappelons-le a financé la création d'Injet), a été vu aujourd'hui à Tamatave. Il devrait être sur Tanà demain. Pour assister à l'auto proclamation ou pour remplacer celui qui se fera descendre ?
Mercredi dernier à 22h25. Des bus et des cars partent actuellement de Tamatave en direction de Tanà
Nos sources sont sures.
Personne ne souhaite le retour de Ratsiraka. Il est sur le point de parvenir à ses fins. A tous les malgaches, ouvrez vos yeux et réagissez.
Dernière info : Sophie aussi aurait été vue à Tamatave.
--
"Des fois il faut toute une vie pour comprendre qu'il ne sert à rien de tout comprendre"
30/01/2009, 10:07
Fahendrena no tena zava-dehibe fa samy tsy mahafehy ny teny frantsay izy roalahy reo é.
Ny fanahy no maha olona fa tsy ny teny frantsay loatra, fitaovana fotsiny iny fa rehefa azo ny tiany ambara dia zay.
30/01/2009, 09:17
Petakoel => Fa enao maneho hevitra io zao moa maninona ihany koa tsy manakina ve!
30/01/2009, 09:11
Petakoel => Hay ve ka misy gasy mandinika ihany eto @tsika eto e! LOL
30/01/2009, 08:43
aza b kihana e! refa ivavaka tonga d mivavaka fa ts manakiana alo d oe mivavà avy eo. Tsy iaino ze vavakao mpitsaratsara n hafa Andriamanitra. Oz Izy oe " tiava ny fahavalonareo" ra fahavalo no fieritreretanao nefa sam malagasy v d ifampifahavalo fa refa zay no tianao d ts manina fa oz n Tenin'ny any Ambony oe " aza mamaly ratsy n rats fa valio soa n rats" d " mivavà o an izay manenjika anareo" . ny soa tokony ataonao zao d n mivavaka o az fa ts manarats s manakiana.
30/01/2009, 08:43
aza b kihana e! refa ivavaka tonga d mivavaka fa ts manakiana alo d oe mivavà avy eo. Tsy iaino ze vavakao mpitsaratsara n hafa Andriamanitra. Oz Izy oe " tiava ny fahavalonareo" ra fahavalo no fieritreretanao nefa sam malagasy v d ifampifahavalo fa refa zay no tianao d ts manina fa oz n Tenin'ny any Ambony oe " aza mamaly ratsy n rats fa valio soa n rats" d " mivavà o an izay manenjika anareo" . ny soa tokony ataonao zao d n mivavaka o az fa ts manarats s manakiana.
30/01/2009, 08:39
ENTANO NY AO AN-TANANA TSY HANOINA NY ANTSON'I ANDRY TGV, SADY NA NY MIJERY AZY AZA MAHARIKORIKO, MBA BANDY OHATRAN'INY IHANY NA MAHAY MITENY FRANTSAY-NA ELAKELAN-TRANO ( BEN ECOUTEZ ... BEN ECOUTEZ, BEN ... BEN, CE QUI EST DOMMAGE) OHATR'IRENY AZA INY TSY MAMPITSIRIRITRA AKORY; BEURKKKK TSY MISY FAHAMATORANA, HITA MIHITSY HOE LERY ZANAKY NY BOITE DE NUIT FA NY FILOHA RAVALOMANANA NIFOFOTRA NIVAROTRA RONONO VAO TAFASONDROTRA. RAHA NY FAHAIZANA FRANTSAY NO INONA DIA ALEOKO ZA TSINOTSINONA!!!!
30/01/2009, 08:33
Ravolijery => Misaotra @ fanehon-kevitra e! Misy azo tsakoina tsara ny lasa rehetra ary mino aho fa tsy hanadino ny vavaka nasandratra ny Tompo
30/01/2009, 08:20
Kdaomba => Ra8 no nilaza an'io fa adinoko ny nanoratra azy e! voasoloko @ le oe "izy" fotsiny kay moa za niresaka an'ilay ben'tnana vao nanoratra an'io indray tena lasa diso be le lahatsoratra andraso fa amboariko
30/01/2009, 08:15
Handray fanapahan-kevitra hentitra hono i Andry TGV rahampitso sabotsy 31 janoary 2009. Dia iny indray ry vahoaka mora tarihana hirotsaka eny an-dalambe, satria tsy mbola fay fa i Andry bôgôsy (hono) io no sady tanora no be vola no mampirevy ny tanora amin'ny Viva. Ny haino aman-jery eto Dago koa moa izay tia hira sy revy milay ihany no henoin'ny olona fa raha resaka fanabeazana izany dia aleo hono hilamina fa tsy hihinanan-kanina. Mazava ho azy raha mora kely ilay mitaritarika azy ohatry ny tôtô kely hoe ATY, ARY, MANDADY, MANDOHALIKA, ASSIS! Dia antsoina amin'izay ilay vahoaka hoe andao hanao grevy dia mandehana makany amin4ny MBS fa izaho klou hody!!! Dia amin'ny Sabotsy indray ny fotoana miaraka amin'ny vahoaka, ny fanjakana moa efa notampenam-bava tamin'ny alalan'ny fandorana ny RNM sy ny TVM dia ny faritra 21 hafa no milentika ao anatin'ny vaovao sandoka. Mahay i RATSIRAKA e, tsy Capitaine de Frégate fotsiny amin'izao izy, ny nahalasa azy ho Amiraly moa tsy haiko loatra fa raha tetik'ady fanakorontanana sy fandravana dia fahaizany manokana mihitsy. Ny Sosialista Marksista koa moa no nampianatra azy. FA MILA HAMPITANDREMANA NY VAHOAKA TSY HIROBOKA LALINA FA NY FIDIRANY AMIN'IZANY RESAKA REHETRA IZANY NO HAMPIKOROSY FAHANA NY FIAINANY.
30/01/2009, 07:59
Niantso an'i France i Ra8 hanampy @ fananamboarana haingana ny RNM, izay no vaovao itako tamin'ny tv aty ivelany ! KA iza ilay nizesta fa hanamboatra io haingana araka ilay ao amin'ny lahatosaratrao hoe "navela iady irery dia avy eo mody itomaniana", ilay jiolahimboto iry ve ? tapaka ny tsinaiko ! MIFOHAZA RY MALAGASY O !
30/01/2009, 02:10
Neils Marquadt, the U.S. ambassador to Madagascar, said Thursday: "The resumption of dialogue has to be the next step. We're waiting for the right moment and we're optimistic it's going to occur very soon."
French officials have rejected statements Rajoelina has made that the former colonial power backs him. Marquadt said the same about similar comments Rajoelina has made about the U.S.
"We are not on any side," the U.S. envoy said. "We are on the side of" the people of Madagascar.
30/01/2009, 02:09
Neils Marquadt, the U.S. ambassador to Madagascar, said Thursday: "The resumption of dialogue has to be the next step. We're waiting for the right moment and we're optimistic it's going to occur very soon."
French officials have rejected statements Rajoelina has made that the former colonial power backs him. Marquadt said the same about similar comments Rajoelina has made about the U.S.
"We are not on any side," the U.S. envoy said. "We are on the side of" the people of Madagascar.
29/01/2009, 18:29
Tsy misy fika ve hanaparitahana itony resaka toy ny an'i Mifoha itony ?
(na dia ho karzana trakta aza)
LOOZZA anie ity ra-olona e!
R'i tsy vanona dia efa hoe: aleo LO toy izay ho an'ny hafa!
Ny haka fanjakana ihany ny azy, raha tsy izay dia ny higafy sy hanakorontana h@ farany no tanjon'izy ireo.
Ka na hisy fifidianana aza, dia hanao izay hahalaniany izy, ary raha tsy lany dia hitokona sy hanakorotana ary hamotika indray izy hoe: nangalarina!
Ilay Andry ity ny ahy no tena tsssss!
Mba bandy tahaka an'iny ihany ve letsy ialahy.
Tafiditra ialahy izao, dia misehoa milay framparany fa tsy ampahafirin'ny olona (voatanisa any ho any) najedak'ireo iray petsapetsa amin'ialahy ireo ialahy.
Mba Réference-n'ny Tanora ihany lesy ialahy nefa de izao no ataon'ialahy.
MIALA NENINA FARANY AHO SATRIA HALAHELO IHANY AHO RAHA MANINOMANINONA IALAHY NA DE TENA MAHASOSO-… AHY AZA ITY NATAON’IALAHY ITY:
Miova haingana – tsy misy hatak’andro - ialahy,
Atsaharo avy hatrany ny zavatra koninkonenin'ialahy,
Manantona ny fitondrana, ary mangataha aminy harovana ny ain'ialahy sy ny fianakaviana,
Avoahy daholo ny secret rehetra hahatsotra ny famahana azy sy tsy hampitombo ny simba,
Dia tena voa tahaky ny ahoana lesy ialahy no dia zary nivaona toy izao?
Tadidio fa raha mbola mitohy izao, ireo olona entin’ialahy ireo dia anisan’ny hanenjika an’ialahy koa.
Dia jereo :
- fantatra anie fa mpitondra tenin’olona ihany ialahy e! Voaporofo izany !
- nasaina miteny ialahy hoe 60 000 000$ mahavidy varin’ny gasy 5 taona, dia iny tokoa ialahy ninanaka :
60 000 000 / 20 000 000 anie l’ty = 3 $, de Io ve am’la dia mahavidy vary ana gasy iray mandritry ny 5 taona? O LETY A! SÔ DE AZON’INNA ARY TY ELAH?
- hoy ialahy : atsy ho atsy angamba dia ho lazaina hoe i Be n la den koa aho: dia jereo ny nanaovan’ny mpiray petsapetsa amin’ialahy an’ialahy
- izao indray: asaina miteny ialahy hoe hisy hamaky ny Banky, dia ho hitan’ialahy eo koa, far aha izao fandehany izao dia hisy raha koa eo
HO ANAREO IZAY MANAM-PITIAVANA AN’I ANDRY, KA MAHITA NA MANDRE AN’ITY: MIANGAVY ANAREO MBA AMPITAO AMINY IZAO TENY IZAO.
Raha tsy miseho moa izay ahiana: arahaba soa arahaba tsara
Tsy mahafaty antoka ny mandany kely 2mn hilazana azy an’izao
Saingy hanenenanao mandrampahafatinao raha sanatria ka misy tokoa io ka tsy nilaza ianao.
ANKOATR’IZAY
SAMIA MIVAVAKA MAFY,
ATAOVY MAFY AO AM-PO FA TENA MIHAINO ANDRIAMANITRA,
MINOA TSY MISY FISALASALANA FA IZAY VAVAKA TENA ATAO @ FO TOKOA DIA HENOINY ARY TANTERAHINY,
FA EFA NOTSOFINY RANO HOE:
FIADANANA NO HAVELAKO HO ANAREO
FIADANANA NO HOMEKO ANAREO