Mpitondra tenin'ny vahoaka (updated)
Dia notanterahin'ilay ben'ny tanana tokoa ny hetahetan'ireo lazaina fa vahoaka maro an'isa ankehitriny dia ny hitondrany ny Tetezamita.
(sary efa lany daty io satria t@ 26/01/09)
Toy izao ilay atao oe vahoaka maro an'isa izany oe 80.000/20.000.000 na koa oe 0,004 % no hadidy sy hanapaka ny tany sy ny fanjakana.
(sary topmada 31/01/09)
Dia atao ahoana izany ireo vahoaka tsy milahatra tsy tia korontana kanefa tsy sahy maneho hevitra fa ampitahorina bemiranga sy olona milanja basy handromba sy hanampim-bava.
Demokrasia ny bandy bokona sy beloha no tiana hanjaka eto @ tanana.
Niato kely mihitsy aloha omaly tsy namoaka lahatsoratra fa nandinika tsara ny zavamisy ary nanao jeritodika niezaka ny tsy haneho hevitra fa hilaza vaovao fotsiny sisa sao dia tapaka lalan-drà @ hatezerana eto ny farany. Lol !!! Ny fiainana rahateo mitohy ihany.
Indreto indray ary ny vaovao nisongadina eto @ tanana ankehitriny.Tsy misy entana intsony eny @ mpivarotra indrindra ny ppn ilaina andavanandro. Raha sendra misy ary dia hilaharana ny menaka dia mindagana 40.000 Fmg na 8.000 ariary miandry ilay 2.000 Ar toky nampanan-tenain'ny mpitondra tetezamita izany izao! lol Tsy fahotana tokoa ny manofy ô.
Izy tompony(ra8) ary tsy nahavita izany kanefa io no asany. Ny vary ny dibera ny sira siramamy tsy misy firy intsony e! Teo anefa afaka nisafidy tsara fa tsy nahay nionona dia izao no vokany. Efa natao hilahatra mandram-pahafatiny ny gasy mantsy. Dia aleo zany mividy vita vazaha fa lasa manankarena laotra ilay teran-tany malagasy e! zany ve tsy fialonana. LOL
Aleo manao tôtôkelim-bazaha eto daholo e! Ny vazaha na manalika aza toa lefitra ihany fa raha malagasy kosa tonga de ataovy @ fanaovana azy.
Mbola lefitra ihany aloa hatreto ny fiakaran'ny vidim-piainana fa miandry fatratra ireo entana nagalarina atao risoriso izao ny rehetra sao mba afaka mividy mora eny na efa mibotsina aza ny iaorta sy ny ronono vidina foana fa iza no ho faty noana eto. Misy ihany koa ny solika fa ao aorina no asa.

Miandry fihaonana izay ataon'izy roalahy mianaka moa ny rehetra na dia efa nilaza ampahibemaso aza ny ben'ny tanana manao oe miray tsikombakomba @ mpitondra ny FFKM dia mbola hisy ihany ve hino fa hanao izany dinika izany izy mitsamy ireo. Ho hita eo ny aina no matezà. Ny tsapa izao dia tsy misy raharaha vanona eto an-tanana fa mikorontana ambony ambany.
Nomen'ny fanjakana 1.250.000 Fmg na 250.000 Ar ireo mpiasa rehetra niara-boina t@ ilay rotaka ny alatsinainy eo. Miandry ny fanambarana avy @ filoha ny repoblika ny rehetra ankehitriny.Toy izao ny fintina @ ilay fanambarana:"Mijoro hatrany ny fanjakana tarihin'ny filoha ny repoblika izay voafidy @ fomba demokratika". T@ ilay fanelanelanana nataon'ny FFKM moa dia samy niaky ny 2tonta fa hiaona tsy misy fepetra mialoha kanefa nohon'ny zava-nitranga androany 31 janoary kosa dia hotrotrona am-bavaka ny firenena ny alahady 01/02/09 ao Isotry fitiavana mba isorohana ny fifandonana.





19/02/2009, 10:56
Mahagaga ny lazainy sasany fa lazaina hoe 500 fotsiny ny olona ao @13mey nefa hita zao fa olona marobe ary feno hipoka, fa ilay tao mahamasina aloha dia efa ny maximum olona tia R8 no namonjy tao ireny ary ny ankamaroany aza dia notambazana vola 75000FMG izay hita koa fa vola hafahafa be izany ny ravin'ilay vola fa tsy mitovy aminy ravin'ilay vola fapiasaina andavanandro koa tsy mahagaga raha ho leo R8 ny olona satria fitahina lava izao, ary milaza fa mivavaka nefa izany ve olona mivavaka, anisany nakamamy any R8 aho taloha nefa amin'izao leo azy aho ary maparikoriko sy mapan -tehandoa ny ataony mamitaka vahoaka tahak'izao ka ahoana moa ny tsy ho leo ny olona e! TENA LEO AZY NY OLONA E!
06/02/2009, 15:59
nareo kosa aza de miseo milay doly fa bedabe koa ange ny ol efa victim n'ity fitondrana tia tena sy be ramatahora ity e rariny izy reny ra ankaala h@ tsinaimaintiny,par ex za tokony nisy promo azoko fa nosoloina anaran'ol hafa refa tany @ conseil des ministres fa tsy TIM ono za.C'est pourquoi je deteste ra8 et son entourage
02/02/2009, 02:43
fa izay premier idiot venu mahavory 10000 ve izany dia tokony ho president e. le ridicule ne tue pas hein
01/02/2009, 13:01
Ho presida mandra-pahafatiny hoy izy e!
01/02/2009, 09:55
Tsy aleo ve mijanona amin'ireo mpitondra tia tena amin' izao fotoana ?
Amin' izay aleha rehetra dia mijanona ho "Tiko" daholo ihany no mi-gérer azy, toy ny zava-nitranga hatramin'izay.
Amin' izay koa ny appels d'offres avoakan' ny fanjakana mba ho lasan' ny Groupe Tiko daholo, toy ny zava-nitranga hatramin'izay.
Aleo rangahy tsy toherina ny Tikoland fa io no efa lahatr'Andriamanitra a.
Minoa fotsiny ihany.
31/01/2009, 19:10
Mba lanjalanjao ihany ry zareo ny fomba fiteny fa zany ihany no anisan'ny tsy mampandroso an ! Aza mifanaratsy sy mifanome solon'anarana fa zay tena hevitrao lazaina ! Mba manàna état d'ouverture d'esprit mba mahay mandanjalanja sy mamakafaka fa tsy entim-po be loatra fotsiny ka mora mitrotra dia avy eo miteniteny foana leretsy an !
31/01/2009, 19:09
Mba lanjalanjao ihany ry zareo ny fomba fiteny fa zany ihany no anisan'ny tsy mampandroso an ! Aza mifanaratsy sy mifanome solon'anarana fa zay tena hevitrao lazaina ! Mba manàna état d'ouverture d'esprit mba mahay mandanjalanja sy mamakafaka fa tsy entim-po be loatra fotsiny ka mora mitrotra dia avy eo miteniteny foana leretsy an !
31/01/2009, 19:00
Marina tokoa! Tsy misy afa-tsy Andriamanitra no mahavita ny zavatra rehetra na dia ho an'ny firenena aza (tsaroako ny vavaka natao teo amin'ny Obama's inauguration), tena vavaka tsara indroa miatoana. Na pro-Ravalo ianao na pro-TGV, dia ny mitodika amin'Andriamanitra ihany no mety amin'izao krizy izao. Ary raha ohatra moa tsy miraharaha an'izany torohevitra kely izany dia mazava ho azy izany fa dia pro-satan! (kay! terme vao niforona koa ty zany!)
31/01/2009, 18:24
Ramalahelo => du calme lesy toi fa izao no sitrapon'Andriamanitra a! fa misy zavatra tsy hoapoizina hitranga eto ho voninahitr'Andriamanitra
31/01/2009, 18:13
Azafady fa entin'ny haromontana dia adino ilay url http://www.topmada.com/2009/01/30/renforts-francais-sur-place-en-vue-de-samedi/
31/01/2009, 18:12
io ilay url topmada sady misy article maharomotra ahy! hisy zandary frantsay ho avy eto "hiaro" ireo ressortissants! sssshhh io ary ilay efa nolazaiko hoe mitovy amin'ny zava-nitranga tany côte d'ivoire ity film ity! avy eo ry zalahy mihintsy no nitifitra ireo ivoirien! sshhhhh! enga anie ka ho diso beeuuuuh aho!! (tena zava-nisy anie zany lazaiko nareo zany e!) ahoana koa no idiran'ny miaramila frantsay eto amiko? hatrizay tsy nisy an'izany? ssss!!! tokony ho MAILO BEEEE ho aho fa tsy hay mihintsy zay konikononi'io firenena mahatsiravina ahy hatry ny ela io! tsss!!
31/01/2009, 18:09
AAA => Ka ny hisarihan'azireo hijery eto mihitsy no tanjona e
31/01/2009, 18:06
Efa naheno ve ianareo resak'olona hoe Ny antsika ny misintona ny avo midina no mba haintsika fa tsy ny miezaka miakatra? Sy ilay fiteny hoe Rehefa tsy ahy, tsy azy?
Io "prezida vaovao" io no sary velon'izany!
31/01/2009, 18:04
mba omeo url topmada zany oe
31/01/2009, 17:59
Mba soloy ilay sary ery aloha io fa efa say t@ 26/01 ve no ataonareo fisokafana eo,vao maika manome vahana an'ireo tgv. Ny topmada zao namoka ny androny. Nareo milaza fa tsy tia tgv, kanefa nareo mandefa sary ohatry ny hoe be olona be. Tandremo ny resaka comm fa mila tena maranitra tsara nareo an.
31/01/2009, 17:51
Ramalahelo => lol
miandry fa gasy e. Mba tsy nilahatra indray zany
31/01/2009, 17:38
Merci! Arak'i Sobika, eny an-dalana Andriamatoa Ravalomanana hanao conférence de presse. confirmé atsy amin'ny site TIM koa io! mihainoa daholo indray dia mba tantarao eto k'le! zay tsy maharaka!
31/01/2009, 17:30
Fa efa feno angaha ry zareo Anjanamasina no adala efa mitapy hanary lamba tsy ho ela io no avela hitatatata tahaka an'io?
31/01/2009, 17:27
Ramalahelo => alohany ametrahana hevitra dia actualiser-o kely aloha raha namaky ny lahatsoratra lavalava enao.
Fa na izany aza asehoko foana io rehefa hitako ny message-nao e
31/01/2009, 17:24
teny 2000 aza hn le ol teo androany koa zany ve tsy efa lasa prezidam-pokontany sisa