Mazava ny fanampahan-kevitra eo anivon'ny vondrona afrikanina dia ny ara-dalàna ihany. Melohina tanteraka izay fanonganam-panjakana tsy ara-demokratika sy tsy mifanaraka @ lalam-panorenana. Tsy kaonty izany ilay tarihin'ny ben'ny tanana ankehitriny.
Eo ampiandrasana ny zavatra mety hiseho sy hitranga androany dia manotany tena ny rehetra eo rahovina ihany vao hifarana ity disadisa ity na dia maro ary ny olona tsy dia marisika laotra intsony @ fanarahana ny tolona. Raha tombanana tany @ 80.000 ny olona tany amboalohany ny 17/01/09 dia 3.000 sisa izy ireo ny 31/01/09 izany oe 3,75% ny olona sisa no mahatoky ny tolona atao ankehitriny.
(sary NYtimes)
Hita kenda roroka ihany anefa ny mpitarika Andry Rajoelina satria tsy hita intsony izay fomba hitantanana ilay hetsika ny mpanohana mitabataba demokrasia sy tetezamita ny mpanolotsaina mila manala ra8 tsy hitany intsony izay aleha. Voamarika ihany koa fa mikorotana ny fandridrana (protocol) @ ankapobeny ny sasany miteny oe ataovy @ teny malagasy ny fanambarana ny hafa manery oe teneno eo fotsiny (ny momba ilay art 162 ny lalam-panorenana io).Hita ihany ingahy ben'ny tanana oe tsy manana ny tena foton-kevitra hijorony fa te hamita ilay iraka ampanaovana azy fotsiny dia ny ialan'i Ravalomanana izany.
Ny olona moa dia manohy ny asany fanaony andavanadro ihany. Tsy mila resaka politika izany tsy hisy hanome sakafo tokoa etsy @ 13 mai ho voky kabary fotsiny eo ny kibo anefa tsy maintsy misakafo foana isan'andro fa tsy velona @ kabary tsaralahatra fotsiny. Tsy mahazo ahy intsony koa raha izay resaka filaharana lava izany e! Ny hafa no tsy haiko fa raha izaho manokana tena tsy any @izay intsony.
Fa hiverenako ilay tenin'ny ben'ny tanana oe miray tsikombakomba ny fitondrana sy ny mpitondra fiangonana. Mahagaga tokoa fa tsy mba hita taratra mihitsy ny mpitondra fivavahana katolika t@ ireo solontena ny ffkm nanao ny fanelanelanana sao misy ambadika hafa ihany koa. Tsy tontosa mihitsy moa izany fanelanelana izany mandrak'androany. Sao mba misy adidy tsy hefa kosa ry raiamandreny am-panahy marina. Mijaly anie ny vahoaka e! Mila mandray andraikitra ianareo.
(sary madanight)
Mbola tsy dia misy vaovao etsy @ 13 mai fa mbola kabary sy filaharan'ireo mpiasa ny orinasan'ireo mpitarika ny tolona no ao dia ry zareo ao @ savonnerie tropicale izany. Miantso ny mpiasa ny jirama sy ny madarail izy hanampy azy ireo. Hay ve vao antsoina indray fa tsy mbola voabaiko Ingahy ben'ny tanana izany orinasa maro notononina teo izany. Mitaraina koa izy ireo oe misy miaramila miambina ny minisitera rehetra. Aleo koa aloa izay sao de doranareo eo koa oe tsy zakanareo. Ingahy ben'ny tanana moa dia mbola tsy hita ihany h@ izao?

07/02/2009, 19:29
ra8! maintenant tu es comme ratsiraka tu as sali tes mains.
03/02/2009, 07:08
Angamba mety ho sendra tsy tandritandrin'i news2dago, fa ny solontenan'ny Fivondronamben'ny Eveka Katolika dia nanatona an'i Andry talohan'ny nandehanan'izy ireo tany Toamasina, nanolotra petra-kevitra mazava ary nagataka ny fifanatonana, tonga nialoha ny FFKM aza izy ireo. Ka ataoko fa tsy dia mety angamba ny hilaza ampahibemaso fa tsy nanao ny adidiny ny Raiamandreny tao @ fiangonana katolika. Ny tsy fahafahany niaraka t@ FFKM no tokony hojerena hoe inona fa tsy lazaina fa mety hisy ambadika ao. Fantatra ange fa nandeha nankany Toamasina izy ireo nametraka ny Eveka tany e! ary ny Arsevekan'Antananarivo tsy teto an-toerana. Fiangonana manana rafi-pandrindrana mazava ny Fiangonana Katolika, fa tsy izay te hisolantsolana hiteny @ anaran'ny Fiangonana iray manontolo akory dia ho afaka hanao izany. Izay ary no antony tsy nahatany azy ireo, na tsy nampisy solontena, satria ny olona tokony ho any dia tsy nisy teto an-toerana.
03/02/2009, 03:12
de ahoana zany izao ireo mpanao gazety,radio,télé nanara dia an i tgv ireo?
nihezaka namilafila sy namafy lainga ary namendrofendro ery tamin ireny andro ireny,lazaina fa "fitondrana efa mirodana ho azy,tranombarotra may ohatran ny tompony,......"hoy ny radio don bosco,aiza anefa izao?
tsy mahatsiaro ho afa baraka ve nareo amin izao,
ny radio:R.D.B(radio don bosco)radio viva,radio antsiva,ECEEM radio,ma fm
ny tele:viva,ma tv
ny gazety:midi madagasikara,telonohorefy,gazetiko,malaza,...
ny internet:sobika.com,madagate.com.....
Nihezaka nahely daholo fa tena gravy be eto amin ny tanana,tsisy fika intsony ravalomanana ary efa handresy ny tgv,betsaka e....
Teo moa ny manaratsy andravalomanana tsotra izao,teo ny psychopathe tsotra izao toy ny madagate.com
Aiza nareo izao?.dia mbola ho sahy hitsangana ve ianareo hiteny hoe filohampirenena ravalomanana?tsy menatra....
Ny karazan olona toa anareo mihintsy no tena fahavalom pirenena,sy mpanararaotra
ireo mpanohatra moa dia hita fa tsy fitiavana tsotra izao.Ny an i tgv sy alain ramaroson, nadine ramaroson moa dia fialonana tsotra izao
Ary ho an ny radio don bosco manokana,afabaraka aho hoe katolikakay ve ny monseigneur oddon nivolala ka tena nino fa i tgv no filamatra izao ka dia nandeha nirona tany amin ny misy azy tany?tsy tsapanao ve ny soa afafy aminao ka hitady ny mana avy any andanitra izay tsy fantatra hoe inona?
mahamenatra................
ho fehiny dia nandresy ny vahoka hendry,manana faharetana,nandresy ravalomanana satria efa izy no mendrika hitondra an i madagasikara
Masina tokoa ny firenena
03/02/2009, 03:10

03/02/2009, 03:03

03/02/2009, 01:51
de ahona zao ireo mpanao gazety ,radio,tele,mpomba ny tgv ireo ?afabaraka
02/02/2009, 22:33
Mahagaga ny tsy ahazoan'ny Bacc + 4 izao teny frantsay mazava izao nefa mbola iniany anakorontanana an'i Madagasikara iray vohitra
Fa ny diploma ve ampihaingoana dossiers fotsiny fa ny mentalité na olona tsy nandia fianarana aza misaina noho izy?!? sy mahay mitantana noho izy, izany ny intellectuels novokarin'ny fitondran-dRatsiraka rehefa mba tsy nitondra taxi e
02/02/2009, 19:11
Izaho kosa alony, mbola somary faly kely @ fihetsiky ny eglizy katôlika. Hita fa nanaratsy ny endriky ny finona Kristianina malagasy mihitsy ny zava-nitranga rehetra any dago. Ny an-daniny moa anisan'ny mpitarika avo ao @ protestanta (izay manao danin'ny kibony), ary ny an-kilany kosa nivavaka (nanao culte) alohan'ny nanapotehina ny zava-bahoaka. Sao dia tsy rariny ry reto izany fomba fanao izany? Na iza na iza hanao zava-dratsy, azy sy ny heritreriny ny azy, fa amiko, tsy tokony hafangarony ao ny resa-pinona.
02/02/2009, 17:42
CV IANDRY??? Bacc+ 4 @ Economie teny Ankatso de Ra8 koa CEPE +4 fa nandalina manokana momban'i Ronono de lasa milliaridera sady prézidà hihi
02/02/2009, 14:36
tgv > NY HENDRY HONO MODY VOKY FA NY ADALA MANESIKA IHANY E!
02/02/2009, 13:12
Fil Sobika =>
13H30 : Affluence en baisse place du 13 mai.
13H25 : Andry Rajoelina annonce qu'il fera une tournée en provinces. Il annonce qu'il maintient son projet de transition et prochain rendez vous demain. Fin du discours
13H20 : Discours Rajoelina. Il va déposer une plainte au parlement pour destitution cet apres midi
13H19 : Andry Rajoelina demande au président Ravalomanana de quitter son poste " il n'est pas trop tard"
De ahn indray ny atao rahampiso
02/02/2009, 13:00
Ho 0% sisa ny olona etsy amin'ny 13 mai atsy ho atsy ! Be loatra ny fatin'olona natao SORONA ka leo ny olona ary efa mahatsapa ny tsy mampahomby ny hevitra aroson' ilay Filoha sandoka. Misaotra ry Malagasy havana tsy nanaraka rano maloto intsony, ary misaotra ilay Ambony indd koa aho. Io koa ve no hataofiloha eo tsy ho vao maika loza ny hanjo an'i MAdagasikara ? Mba misy manana ny CV an'io Andry io ve ? Mba haparitaho hoe jerena ?
02/02/2009, 12:42
kenda roroka = kendan'ny asesiky ny tanany izy izany? aleo ho fatin'ny tendany fa ny azy tsy ny atidoha no misaina fa ny ***
02/02/2009, 12:37
HE HE o ry mpamaly hevitra...fa dia nahoana kosa?...tohano ny hevitrao...azafady...
02/02/2009, 12:12
new2dago = mpandainga dondrona vendrana