Nanafika ny lapa dia voatifitra
Tonga @ tanjona niriny ny mpitarika ny tolona dia ny hisin'ny rà latsaka izany. Iza no tsy mahalala fa faritra mena eny Ambotsirohotra? Nefa dia notsofina rano ny vahoaka ho eny.
(sary topmada.com)
(sary topmada)
15 no maty ary mbola gidragidra be ao zao...Poa basy tsy mijanona olona sahabo eo @ 3000 eo ireo natao tohotra fiakarana dia bado tokoa anie ramalagasy e! Hiomehezan'ny vazaha fotsiny.
sary topmada
Vaovao voaray farany moa dia oe faty mikararana no raofina ao Antaninarenina ao!!! Indrisy ry malagasy mbola voafitaka @ resaka adiseza hatrany ny maro @nao.
Ny mampalahelo dia ireo mpitarika ny tolona tsy nisy naninona na dia iray aza fa ny vahoaka ihany no lasa sorona. Voaporofo ihany koa fa tsy misy miaramila miaraka @ andry rajoelina izany. Efa manomboka moa ny fisamborana izay nitarika izao voina izao. Samy tompon'andraikitra ny tsirairay @ izay zavatra ataony.
Tsy kely lalana moa ny ratsy fa eo ihany koa ny mpanararaotra izay mbola nangalatra tao hotel colbertnadromba tao @ louvre namaky ny banky Boa!!! Sao dia efa tsy rariny intsony kosa e

25/02/2009, 12:43
Aoka hisaina isika Malagasy fa mandrovitsihy satana ka mila RA hampitombo ny fahefany Misy tsy mazava amin'ireo mpitondra ireo fa MANOMPO SAMPY ka mivavaha ho azy fa tsy sitraky ny TOMPO ny fandatsahandrà
13/02/2009, 23:26
iza no niteny anareo fa nanitsaka zone rouge ny vahoaka teny Ambohitsorohitra. tsy haiko aloha hoe hatraiza ny faritra zone rouge tao ary iza tamin'ny vahoaka no tafiditra tao ambohitsorohitra ? raha nisy SOMMATION, tsisy olona maty tao. Hadinoy aloha ny firehankevitrareo rehetra dia mba jereo tsara ny horonantsarin'iny zavaniseho iny, dia ho hitanareo hoe iza no tena diso.
Izaho tany amboalohany mba nilaza ny namako hoe ny hadalany no te ho eny satria efa zone rouge io, raha vao naheno fa faty mikararana no eny Ambohitsorohitra fa raha nahita ny sary nivoaka tamin'ny fahitalavitra dia miteny ianao hoe Tsy rariny kosa é. Misy olona manavotra sy mibata ny maratra sy maty ve dia mbola rafalena ihany. Firy ny rafale tamin'iny fotoana iny ? Isan'ny teny Mahazoarivo izaho tamin'ny fotoanandrony fa miaramila zazavao moa no niambina teo ka ny tahony sy ny traikefany tsy ampy aza nampandositra azy. Mba bonne chance zany izaho tamin'izany.
Ny mpamily aza anie mbola tsy sahy manitsaka alika raha miampita arabe na eny amin'ny arabe ireny é. Natao ho an'ny fiara anefa ny arabe. Mba mieritrereta ihany fa mpivavaka ange Ravalomanana Marc sady Filoha lefitry ny FJKM e. Mba nisy mpino FJKM ihany tamin'ireny. Nolazaintsika biby sy Devoly Ratsiraka tamin'ny 10 aout 91, fa Ravalomanana kosa ary inona é ?
08/02/2009, 17:45
Ary i TGV sy ny olona maty may tao @ ireo trano nodorany sy norobany ? Ny ain'ireo dia hitaky azy foana na ahoana na ahoana, ny tody tsy misy fa ny atao no miverina? TSy Ra8 no nitifitra fa na i Dollin ary dia efa niteny fa tsy tokony hioatra ireo faritra mena ! Mbola ho avy ny fotoana ka hifototra any amin'i Andry ireo jiolahy nampiasainay rehefa lany ny saosy sy rehefa tonga saina izy ireo.

08/02/2009, 16:55
Tsy mba nampoiziko ho toy izao ny fihetem-ponao ry News2dago ! Ny olona mitolona @ fahantrana no lasa adala fa tsy ravalo maniraka ny miaramila hitifitra!Tsara seza koa angamba ianao kanefa tsarovy fa lasa lavitra loatra ity zavatra ity ankehitriny ary na inona na inona no hitranga dia handoha ireo rà nalatsany i ravalo sy ny TIM!
08/02/2009, 16:50
TOa marina ihany ity hafatra n andeha ity tamin'ny 26/01/09 :
Ny « LOJIKAN’NY FIFANDONANA » tetikadin’i Andry Rajoelina miaraka amin’ireo mpanao politika tranainy sy ny firenen-dehibe iray.
Mpianatra ety amin’ny Oniversite ny tenako. Tamina mpianatra eny amin’ny Oniversite iray antsoina hoe “Dominique” na “Radomi” no nandrenesako izao resaka izao ka tsy mandry ny eritreritro raha tsy manaparitaka azy aminao. Diniho ny zava-misy ,fa ny tantara no hitsara.
Efa volana maromaro no niketrehan’i Andry TGV ny tetika. Ny tanjona dia ny handrodanana ny fitondrana amin’ny “fitakiana an-dalam-be”. Ny vola efa nahazo betsaka, ny fitaovana izay ilaina misy. Ka izao no paik’ady:
1. Vidina ny Radio sy TV RAVINALA ka soloina VIVA hahafahana manamboatra tsikelikely ny sain’ny vahoaka hankahala ny fitondrana sady hanaovana ny propagandy hahazoana ny fitondrana ny tanànan’Antananarivo ( Ben’ny tanàna).
2. Tamin’izany no efa nisy nilaza fa volan-DRatsiraka sy Pierrot Rajaonarivelo no nampiasainy fa tsy nino ny olona.
3. Tsy ho resy vetivety ny fahantrana ka io no asaina ventesin’ny mpanao politika izay miteny.
4. Kitihina ny fanavaozana ny fianarana ary averimberina fa fanagasiana tamin’ny 72 io. Hatao fitaovana amin’izany ny Katolika izay ao ambadik’ilay firenena tsy tononina.
5. Karamaina ny mpianatra eny sasantsasany eny amin’ny Cité Ankatso mba hanamboatra “cocktail Molotov” hatsipy handoroana tranom-panjakana
6. Karamaina ny jiolahy handroba fananan’olona mba ilazana fa tsy misy fandriam-pahalemana eto.
7. Karamaina ny olona maro mba hitarika fihetsiketsehana any amin’ny faritra sy hitarika grevy.
8. Vidina vola ny mpanao gazety maro mba hivoy ny hevitra fankahalana fanjakana sy hivoy fa sakantsakan’ny fanjakana i Andry TGV amin’ny fanatanterahany ny asa maha ben’ny tànana azy hany ka tsy vitany asa. Tokony hivoy koa ireo mpanao gazety ireo fa tsy milamina ny tànana.
9. Atao ny tetika rehetra mba tsy hisian’ny “ Fivoriambe-faratampon’ny Firenena Afrikana”eto Madagasikara satria hoe misavorovoro eto..
10. Tsy hisy hoazy araka izany ny fivoriamben’ny tany miteny Frantsay amin’ny 2010
11. Tsy avela ho tody hatrany amin’ny fifidianana ity fitondrana ity fa tsy maintsy arodana alohan’izay. Satria mantsy amin’izay fotoana izay efa misy vokany betsaka eo amin’ny fiainam-bahoaka ny MAP ka ho sarotra ny handresy azy amin’ny fifidianana.
12. Tsy maintsy mirodana ary tsy maintsy tafiditra ao anaty velam-pandrika ny fitondram-panjakana ka ny ambon-DRavalo no hamelezana azy.
13. Asaina miteniteny foana ao amin’ny VIVA RATSIRAKA ary dia tsy maintsy hanidy an’ioTV io ny fitondram-panjakana.
14. Aely ny tsaho fa ho samborina I Andry TGV. Io fisamborana azy io no tena tadiaviny mafy hatreto.
15. Hetsehina amin’izay ny vahoaka mba hitaky fa tsy misy ny “ DEMOKRASIA” eto Madagasikara..
16. Ampiasaina ny radio VIVA, Ny radio ANTSIVA, ny TV Plus, ny La Gazette de la Grande ile , ny LA verité sns mba hitarika ny olona hanaraka an’I TGV sy hanaratsy fanjakana.
17. Ny resaka atao dia hanamboarana ny sain’ny olona mba hankamamy indray eo amin’ny sehatra politika ireo goaika antitra very seza efa fantatra.
Fa ity no tena loza : Ny« LOJIKAN’NY FIFANDONANA » tetikadin’i Andry Rajoelina miaraka amin’ireo mpanao politika tranainy sy ny firenen-dehibe iray.
a) Rehefa tsy mampiasa “FORCE” ny fanjakana dia terena hanao izany mba hisy faty olona indray eto Antananarivo.
b) Noho izany dia taritina ny olona hirohotra hanao ankeriny hamoa ny TV VIVA. Efa misy mpitarika nahazo vola hanao an’io. Tsy maintsy hampitandrina ka hanao tifi-danitra sy hampiasa fitaovana mampilatsa-dranomaso ny mpitandro ny filaminana.
c) Ary eo no hisy karamaina hitifitra ny vahoaka ary dia hovelona ny saritaka. Iodia tsy mazava na ao amin’ny tafika no voakarama na ao anaty vahoaka hanao an’io fitifirana io.
d) Raha tsy mety ny eny amin’ny VIVA dia taritina ho eny amin’ny Ministeran’ny Vola indray ny vahoaka, sady efa eo akaiky eo rahateo Ambahitsorohitra, mba hitaky ny fialan’ny Minisitry ny Vola hono araka ny resaka efa nataon’i Roland Ratsiraka sady naverin’I Andry TGV teo Ambohijatovo. Tsy maintsy hampitandrina ka hanao tifi-danitra sy hampiasa fitaovana mampilatsa-dranomaso ny mpitandro ny filaminana. Ary eo no hisy karamaina hitifitra ny vahoaka ary dia ho velona ny saritaka syny savorovoro.
e) Hampiaka-peo toy ny fanaony avy eo ireo mpanao politika toa an-dry Daniel RAMAROMISA sy ny forongony mba hitaky ny tetezamita hiverenan’ireo mpanao politika saribakolin’ilay firenen-dehibe eo amin’ny fitondrana.
Vokany :
(1) Mbola hanjakazaka eto amin’ny firenena io firenen-dehibe io satria hiverina ireo saribakoliny.
(2) Mbola vao mainka hahantra ny vahoaka satria hitsitongana ny vola gasy noho ny fikorontanana hatao eto amin’ny firenena.
(3) Mbola tombotsoan’ilay firenen-dehibe ihany io.
(4) Tsy hisy ny fandrosoana eto satria hiady saritaka indray ireo mpanao politika izay hiady seza samy hilaza fa izy no namono ny voay. Tsy ny rehetra anefa no hahazo seza, fa izay efa votendrin’ilay Firenen-dehibe ihany.
Ny fitiavako tanindrazana no nanosika ahy hilaza izao tsiambaratelo izao aminao mba hilazanao ny havanao mba tsy sanatria no ho lasa sorona ho fatifaty foana na haratra foana hampiakatra an-dry zalahy eo amin’ny sezany. Raha anisan’ireo nahazo vola moa maninona, fa raha entim-po amin’ny resabe no tena mampalahelo. Tsy misy mahay manao fahagagana eto ka afaka hanafoana ny fahantrana ao anatin’ny taona vitsivitsy.
Azonao porofoana amin’ny zava-misy ireo voalazako ireo.
Ny fanompoam-pivavahana saika natao teo Ambohijatovo. Ny fanokanana ny kianjan’Andohalo izay natao kimaimaika, hany ka vao avy ny orana dia nirodana.
Ary ny nampalahelo aza nandratra olona mihitsy io firodanana io satria nianjeran’ny tafo tao ireo olona sendra nialoka. Tsy efa fambara ataon’Andriamanitra ve io. Iza no namatsy vola nanamboarana io kianja io ? moa tsy ilay firenen-dehibe ve ? Nahatadidy rahateo ny isika fa tsy io mihitsy ny planina nasehon’i Andry Rajoelina fony izy nanao propagandy tamin’ny fifidianana ho ben’ny tanàn’Antananarivo. Mihevitra izy mantsy fa tsy nisy nahatadidy ireny. Ny sarintsarim-pitokanana ny kianjan’ny Demokrasia teny Ambohjatovo.
Ireny rehetra ireny dia mizotra any amin’ilay “lojikan’ny fifandonana hanaovana sorona indray ny vahoaka”.
Raha tia tanindrazana ianao dia aelezo ity amin’ny mailaka na amin’ny fomba hafa.
Tena ekena fa mampandroso ny DEMOKRASIA ary ny fototra lehibe amin’ireny dia ny fifidianana. Tsy misy afaka hilaza fa DEMOKRASIA ny fitarihana ny olona haka fahefana eny andalam-be!
Tsy misy afa tsy ny fifandimbiasam-pahefana amin’ny alalan’ny fifidianana ihany no filaminana sy fampandrosoana ny firenena.
Izay ny zava misy ka tokony handinin-tena ny mpitondra sy Andry TGV !
Samia mandinika vao manao zavatra ho tombotsoa ambonin’ny firenena ! Mbola fotoana izao hieritreretana.
Ny Kristianina aoka hivavaka fa tandindomin-doza ny firenana.Tsy maintsy ho sambatra isika raha manana an’Andriamanitra ho tokin-tsika.
08/02/2009, 10:48
tohizo ihany ry vahoaka fa ho faty eo nareo fa ry zalahy mitady seza ianareo mamela kamboty ny zanakareo sy ny vadinareo ka asa eritrerito tsara tsy misy anome raimbava ho anareo ireo fa aza mitady fahoriana
07/02/2009, 23:52
demokraia ve ny an-dradidy mibaiko ambadika an'i Andry izao sa tsia? Samia milaza ny heviny fa efa tokony miala amin'ny haloky Radidy sy Rajaonarivelo ary ny forongony e! Avy aiza ireny basy nentin'ny "mpitolona" ireny t@ heriny? hamonoina an'iza? Ahoana ny lehiben'ny bemiranga lasa sahy manohana an'i rahalahiny Andry nefa hoe tsy manao politika? feno misitery fa raha hamerina ny taloha aza mamono tena ry vahoaka be mandry an!
07/02/2009, 23:50
ry malagasy tia tanidrazana efa nisy ihany ra latraka ka toizo ny grevy avoto ny ny tanitrika aleo maty toy zay midraly
07/02/2009, 19:43
zao no alehany refa dondrona ts mahalalany tokony hataony!efa hita fa t mbola hitsahina hiany!
07/02/2009, 18:52
Mba mieritrereta kely isika rehetra, eritrereto tsara ange e ohatra hoe 5 amintsika izao miditra an-keriny ao Ambohitsirohitra na Maison Blanche any Washington. Iza no sa manao pari amiko hoe tsy hitifitra ny miaramila? Efa fantatry TGV hoe tsy azo atao dia ny olona no alefany any. Nahare feo aho avy amin'olona eny Ambondrona fa nisy basy nipoaka koa avy ao anaty vahoaka aloha sy nandritry ny fitifirana. Ary raha sanatria tafiditra tao ireo olona ireo dia tsy haiko intsony ny niafaran'io lapa sy ny Banque Centrale teo. Ny tsy azon-dRamalagasy dia ny fiainany dia tokony ho izy ihany no mandrindra azy, no mampahomby na tsia ny fiainana fa tsy ny fanaovana botolon-doha miaraka amin'olona tsy misy fotony mitady seza ireny. Sady amin'izay irak'ilay Iraika lahy taloha tsy misy fo ontsa amin'ny fahorian'ny Malagasy akory fa mpanao lavage de cerveau. Ramalagasy ô, mba mianara ihany fa aza ilaozana mirevy sy mivazo fotsiny fa ataon'olona kilalao toy izao fotsiny no hiafarana. Mba mitomany hono i Andry TGV androany fa latsaka ireo olona nitolona tamin'ny fahafahana. Fa raha mba anontaniana izao ireo olona ireo hoe fahafahana amin'inona moa no nangantahany? Asa...! Gaga aho fa mbola tsy nahita gasy nitaraina aho hoe mila fahafahana spécial afa-tsy ireo nanapoaka tetezana taloha ireo ihany izay lazaina ho gadra pôlitika! Dia mitohy ny tantara, fa asakasak'izay mora lalaovina!

07/02/2009, 18:49
depuis quand j'ai dit qu'il fallait élimiber ces scélérats, c'est du n'importe QUOI MOURIR DES CAUSES AUSSI INutiles, quelle honte, il faut les lyncher.
07/02/2009, 18:34

07/02/2009, 18:23