Terroriste Guerre Violence = TGV
Izay no nanakoako eran'ny Mahamasina androany! Feno ny kianja na dia nikija aza ny orana. Norahonana tao @ Radio Viva avokoa ireo mpanankato saika handray anjara etsy Mahamasina. Torak'izany koa ny mpivarotra etsy @ pavillon analakely oe an'ny kaomina hono io ka dorany rehefa tsy manao ville morte!!! Efa tsy demokrasia intsony kosa izany.
Voaporofo koa fa mbola vahoaka ihany koa ireto miaritra ny orana mikija t@ 12 ora sy 45mn io sary io mbola betsaka noho izao ny vahoaka t@ 1ora sasany. Mbola maro koa ny tsy nanatrika teny nefa manohana ny filoha Ravalomanana satria miasa sy mianatra. Hanao ahoana indray ary ny tohiny ny tantara?
(Tsy mila TGV - sambory TGV)
Marina mihitsy ilay lahatsoratra nosoratan'ny namana atsy ambadika manao oe "Rehefa tsy miaraka @nay dia fahavalonay" dia inona izany tsy demokrasia ny fampihorohorona. Marihina fa na ireo mpitondra fivavahana aza dia voatevateva ao @ io radio viva io!!! Miantsy fahakalana olona hatrany ary mitoky teny fatratra ho manana irery ny marina ry zareo. Maro moa ny haino aman-jery tsy mandeha intsony satria matahotra toy ny matv sy ny record. Ny tvplus sisa no mba milaza vaovao tsy mahagaga fa an'ny ankilany koa io. Soa ihany fa vita ny Tvm ary tsy topotrano miono intsony ny malagasy any anindrana fa maheno vaovao tsara.





13/02/2009, 15:44
Ra-News oah lasa subjaectif be. Izaho alony tsy hoe contre na pour @ position-nao. Tsy ohatran'ny taloha intsony ny lahatsoratrao. Taloha ianao, dia toa un vrai journaliste mihitsy. Fa izao ianao lasa manao propagande. Raha ohatra ka any @ fametrahana hevitra ianao no maneho ny hevitrao, dia mahafinaritra tokoa. Hoy ianao hoe:"Tsy azo zimbazimbaina ny tranon'Andriamanitra na Fjkm io na katolika ", marina mihitsy izany. Maninona moa ny filoha no nihezaka nifehy ny FJKM. Fa maninona moa no olona akaiky azy no nohezahiny napetraka ao @ io antokom-pinoana io? Mba nametram-panotaniana ve iaona ry Ra-News? Nefa na izany aza dia mitovy hevitra aminao aho hoe :"Tsy azo zimbazimbaina ny tranon'Andriamanitra na Fjkm io na katolika ". Izay indray ary alony ry Ra-News fa ekeko fa ho tonga any aminao ity lahatsoratra ity; Domage, l'ancinen blog et blogeur était magnifique...
13/02/2009, 15:44
Ra-News oah lasa subjaectif be. Izaho alony tsy hoe contre na pour @ position-nao. Tsy ohatran'ny taloha intsony ny lahatsoratrao. Taloha ianao, dia toa un vrai journaliste mihitsy. Fa izao ianao lasa manao propagande. Raha ohatra ka any @ fametrahana hevitra ianao no maneho ny hevitrao, dia mahafinaritra tokoa. Hoy ianao hoe:"Tsy azo zimbazimbaina ny tranon'Andriamanitra na Fjkm io na katolika ", marina mihitsy izany. Maninona moa ny filoha no nihezaka nifehy ny FJKM. Fa maninona moa no olona akaiky azy no nohezahiny napetraka ao @ io antokom-pinoana io? Mba nametram-panotaniana ve iaona ry Ra-News? Nefa na izany aza dia mitovy hevitra aminao aho hoe :"Tsy azo zimbazimbaina ny tranon'Andriamanitra na Fjkm io na katolika ". Izay indray ary alony ry Ra-News fa ekeko fa ho tonga any aminao ity lahatsoratra ity; Domage, l'ancinen blog et blogeur était magnifique...
12/02/2009, 16:32
Ianareo rehetra dia tsy misaina kory ny zavatra soratanareo, IZA NO SAHY MILAZA FA MIZARA VOLA NY TGV, IZA NO SAHY MANDA FA TSY NIZARA VOLA I R8, vavolombelona mitoaka ny tendany ny sefo-pokontany FIATA Tsaralalana, izay tratra teo ampizarana vola mitondra CNI dia mahazo, dia any mamasina zaraina indray ny CNI, teny Ambatobe koa torakizany, ny mampalahelo dia ireo olona nalaina tany Antsirabe, ny vola tsy azo, ny tena very maina, satria na solika atao amin'ilay Bus nitondrana vahoaka niakatra aza tsy misy ankory, zany ny atao hoe Filoha , mba mieritserete e ! mbola tsy tara ianareo, fa manara ihany ny vahoaka maro an'isa e !, aiza izao zay olona tao Mamasina, mapalahelo ianao ry ngahy filohan'ny TIM be vava, efa natahotra be za tamin'ilay kabary tsy misy ilana azy iny. ianao io hanenina voalohany fa R8 izay tompoinao dia efa tsy izy itsony e !
12/02/2009, 14:54
nareo ierot oa tsy avotra intsony. Miadiva hoa, miadiva foan, izahay miasa dia manambola avye eo, dia miaina. Miadiva ihany ry zalahy ah. Izahay contre an'i R8 sady tsy pour an'i Andry. Iza no perdant ao, ianareo miady trano. Ny volanay ange ry zalahy mihiditra fôna @ faran'ny volana satria miasa vao maraina izahay. Lisany, ilaozan'ilisany mihady. De miadiva ary eo, ary aza malahelo rehefa manana izahay sy rehefa mahantra lisany. Kôzy hoa ty fa tsy vazivazy, aoka izay ny ady.
12/02/2009, 14:15
Tsy nahazo "indemnités" izany be kabary fa lasan' i tgviany daholo ny "indemnités"...raha azoko tsara ilay resaka...
ary aiza izay soratra hoe 15000 ar lazain'i tgviany eo...
12/02/2009, 14:01
de tena mpandainga gaigy lahy sy gaigy vavy ze nilaza fa nisy fizarana vola teny mamasina, mba sanatriavo ty vava e, sa efa zatra maka vola any am dj tgv izato izy no mandrora ol ts maimbo? Ra8 iany no milay e, sady na tikoland aza, reny nge nanome asa sy nampiditra vola oan`ny malagasy e, fa inn ono no mba vitani dj tgv? tsy nanimba, nandoro, nandrava, namono ol? de izany ve no tokony tohanana, mba misaina e. ITY NY POROFO VAKIO TSARA :2000 hommes izahay, mandeha par groupe de 10, na 15 na 20. Mamaky izahay ,mamotika hatramin'ny farany, mandroba ny foule avy eo. Izay milaza fa tsy TGV dia darohanay, eny Ampefiloha no tena tobinay. 4×4 roa no mandeha rehefa mikisaka i Andry, ny iray misy ny essence fandorana. somary mifoka kely izay matahotra, rehefa atahorana hamely ny Miaramila selon ny resnseignement dia mitsondrano fotsiny i Andry fa tsy mankany. Nolazaina anay fa Cousin-ny Andry ny Général Faly Rabetrano ka tsy misy antahorana ny @ EMMONAT REG. Telomita sy ny Aeroport d'Ivato sisa tsy vitanay, Telomita moa iarahana @ Rolland Ratsiraka, fa nohon'ny olana teo @ izy roalahy dia niato io. Izao dia ejehina aho satria nitaky ny volako; Raha tsy mino ahy ianao dia mankanesa eo Ambohijatovo, Ambanin'ny OMNIS isakin'ny alohan'ny Miting fa ao no fizarana ny vola. Tsy nisy ny Miting Alakamisy sy Zoma fa nakambana Asabotsy ny fizarana ny vola fa efa nihena be niolona ny Atalata sy Alarobia.Ny tenue tratra ny teny Itaosy ka tsy afaka nanao io izahay ny sabotsy Madio ny saiko zao fa nilaza ny zavatra rehetra tato ampoko zah. Afaka mamono ahy ialahisany izao; fa tsy hamonjy ny fihaonana, fizarana armes, any @ Alain intsony zah, n'inoninona ataonareo ahy. Anjaranao ry fanjakana sisa no miaro ny ainay izay miala tsy ho TGV intsony, raha vitanao io dia maro ny miala ao sady ny vola efa mihena sy tsy hita. Signature illisible
12/02/2009, 12:38
Aleo isika mifandimby par famille mitondra ny gasikara de @ zay tsy misy mahantra intsony de samy vita e sa ahoana hoy nareo de @ izay lasa manankarena
12/02/2009, 12:11
mandainga enao fa milaza nahita fzarambola teny mahamasia, zao sy ny mpiara maiasa amiko de teny ary tsy nomena 15000 ariary araka ny filazanao, mpandainga ohatrany viva enao ry tgviany,salop
12/02/2009, 11:55
olona nomena vola daholo ireny tonga tany ireny, manana porofon'izany aho, satria izaho teny t@ io andro io, tsy mahay manaja tena Ra8 efa tsy tiana mbola mifikitra eo iany satria very ny groupe Tikoland raha vao miala eo, qui sème le vent récolte la tempête
12/02/2009, 09:04
Tsy misy hevitra ny hanaovana ny lanonan'ny «St Valentin» eto an-tanàna. Maromaro kosa ny fandaharam-potoan'ireo mpanakanto malagasy any ivelany. Anisan'ny goavana sy be mpiandry indrindra ny «Lendrema sy Lemizo», hotontosain'i Bekoto (Mahaleo) sy Lôlô (Lôlô sy ny tariny) ao amin'ny New Morning, Parisy, ny 14 febroary izao. Andiany faharoa amin'ny hetsika «Legends», taorian'ny nampiarahan'ny Kanto Prod an'i Nônô sy Lalatiana io. Izay fampiarahana ny andrarezin'ny mozika malagasy ho fanomezana...
Aleo hiady izay hiady. aleo ho maimbo ao rehefa tsy azo tenenina. Andao hirevy isika ry zalahy ah...
Tongava sady misy bek'sss ao hono.
12/02/2009, 07:18
Tsy vidiana, Tsy sandaina
Ny fitiavan-tanindrazana
Fa na erika mifafy,na oram-be mikija
Tsy nihemotra ny gasy
Fa indreo mikajy ny adidy
MASINA NY TANINDRAZANA!
12/02/2009, 07:15
Tsy vidiana tsy sandaina vola ny fitiavan-tanindrazana!
Fa na erika mifafy, oram-be mijojo, Tsy nihemotra ny gasy
Fa indreo hitanao mijoro
Ny malagasy tan-dàlana sy mandala filaminana
Ny gidragidra de hilana
Fa takiany ny filaminana!
11/02/2009, 20:36
Efa mijoro ny Haute Autorité de TRAHISON hono é
mpanendaka sy mpisam ary mpandoro trano daholo no ao
11/02/2009, 18:33
mbola mety hahazo io T-shirt io ihany ve aho zao atsy ho atsy ? Manana karazany roa aho manko ato fitondrako matory - ilay misy hoe amboary ny lalana ny iray (miara-matory izahay sy Ramose, lol) :-P :-P
11/02/2009, 18:30
oay le, ndeha mba hisoratra anarana ho eny @ 13 mai raha ze hihogahoga fotsiny kle. Tena talentako io @ ity vava pour parler-ko ity. 75.000 isan'andro sa 75.000 mandra-pahavitan'ny tolona aloha e. Toa mbola diavolan-ko lava @ tenin'i simp manko izy ity :-))))
simp : zao vao tena manomboka ny match de tennis, hitaky @ ny torticoli fa gauche-droite eto tsisy farany ilay lohabe :-P
ville morte stade pleine : lasa minoritaire @ tenin'i DotMG ny majorité silencieuse.
11/02/2009, 18:09
mifalia ary moa de tohano mandrakizay eo presida ravalomanana mamitsika e! aza esorina teo mandrakizay fa aleo ho eo fona fona fa sambatra tsika gasy ka! voky daholo an!tsy mba sahirana, fa anisan'ny firenena mpanakarena o? tohano eo fona izy e, zay an! tandremo mimenika na mitaraina refa mafy ady fa minoa fotsiny ihany e!
11/02/2009, 15:52
Ndrema => Tsaho mihitsy io ary diso tanteraka etsy @ 13mai no misy fizarana vola 75000Fmg ho an'ireo mihogahoga eo aloha eo
11/02/2009, 15:40
http://www.rfi.fr/actufr/articles/110/article_78260.asp
diavolan-ko lava, lalao mbola ho ela ity kle :)
11/02/2009, 15:20
Ary marina ve ilay tsaho hoe sady mahazo vola no laina sy aterina?
11/02/2009, 15:19
Ikalamako => Raha natao ampahamendehana ilay tolona dia nanaika aho fa zao tena tafahoatra