[Ankapobeny
]
12 Jiona, 2009 10:54
Nivoaka tampoka tao @ magro ny olona ary namonjy an'Ambohijatovo tamim-pilaminana. Hira vavaka horakoraka sy siotsioka no heno nanakoako eran'ny tanana omaly nanomboka t@ 12 ora no nianga teo @ magro ary tany @ 3 ora tany vao tonga teny Ambohijatovo. Azo sary an-tsaina ny hamaron'ny olona. Ho avy @ ora tsy ampoizina koa i dada raha ny fahitako azy.
sary vitsivitsy nangonina tany ho any! Ntsonale le zanak'i dada e! very lavitra ireo foza orana


Hipoka ambohijatovo!!! Miteny ho azy ny sary. Tapitra





25/06/2009, 01:24
Forum de tim :
http://www.tim-madagascar.org/forum/read.php?1,352620
Capsat eto France : RaDavy sy RaChris no nanafika Ambassade
Envoyé par: wen (Adresse IP journalisée)
Date: mer 24 juin 2009 21:58:45
Capsat eto France : RaDavy sy RaChris no nanafika Ambassade
Davy batteur-ni Rossy izay batteur-ny macadence'car sy
Christian na (Rachris) miasa @ sécurité
no tonga nanafika ny ambassade sy ny GTT izay niaro tao.
Nanao cangoule rizalahy ary nitondra alika roa sy nampiasa gaz lacrymogène.
I Davy no chef de commandos ary Christian no second-ny.
@ Asabotsy 27 Juin hanao fête aà Savigny le temple Davy miaraka @ macadence'car
Izy roa lahy no nitarika ilay commandos nanafika ny GTT tao amin'ny ambassade. Naratra ny GTT iray voadarako tao amin'ny lohany ary naratra ny tanany.
Misy valiny ny zavatra rehetra. Ary misy ny andro tsy maintsy hizakana ny vokany zavatra atao.
Hifankahita isika @ le 27 Juin. Tongava any fa hi-regler ny compte isika ry Davy
sy Chris.
Aza misy mande intsony any @ ball ataony macadence'car.
19/06/2009, 12:12
Zava-dehibe ny FIVAVAHANA izay nataontsika ka izany no nampivoaka mpandresy antsika. Noho izany aza hadino ny mitondra ambavaka ny tolona hataontsika fa tsy maintsy hivoaka mpandresy isika ê.
15/06/2009, 13:05
mahereza fa ny tanjona dia ts maints ho tody e.
14/06/2009, 21:24
T Bruno sy Tapolaka indr1 anga izao no mifampitana moa ?
13/06/2009, 12:46
Lerastah => Avelao ho andrizala le tapolaka fa ny antsika tiera bruno ihny e! lol
13/06/2009, 04:31
Raha ilay sary io ambany io no jerena dia sahala amin' ny nisy Tapolaka Glady mihitsy angamba tao Ambohijatovo tao.
12/06/2009, 17:31
Aoka isika tsy hilavo lefona mihitsy fa ny hakamoana kely avy amintsika no hanjakan'ny Frantsay sy ny teny Frantsay amin'ny tanindrazantsika!
Ary rehefa azo ny fandresena, aoka amin'izay hikambana ny hery ahafahantsika malagasy rehetra miala tsikelikely amin'ny fitazonan'ny vahiny ny orinasa tokony ho antsika malagasy!
Efa dian'ny lasa ity fa dia roso tsa mimpody koa!
Izahay aty Dago dia tsy mitsahatra ny mitolona koa aoka ianareo any am-pita rehetra any hiombom-peo aminay ! Malagasy ho an'i Gasikara, Gasikara ho an'ny Malagasy! Harena nomen'Andriamanitra antsika, tsy avela hoviravirain'ny mpanjanaka sy ny mpamadika!