Lahatsoratra hafa mihitsy ity satria ny fiainana an-davanandro mihitsy no resahako eto indray. Nahatsiaro ilay lahatsoratra nosoratan'i kdaombaramita manao oe "ianareo lehilahy ireto tena tssssss" manko a io izao ka lasa ihany ny fisainana manao oe tena mivika ihany anie ny lehilahy izany e. Maninona tokoa moa no mikitikitika etsy sy eroa tsy aleo ve mijerijery fotsiny e de mba manofinofy eo rehefa @ alina. lol
Roboka tanteraka ao @ ilay facebook a io mantsy ankehitriny ary tena varina mijery mamakely mihitsy lol. Tena vaky vava mihitsy a ny farany manao oe tena manja le zazavavy malagasy ka. Izay mivoaka iray babany avokoa. Nalaiko namana avokoa izay joba mba ohatrany metimety sy tsara endrika avy eo izy manaiky koa ny ho namako de ao revo mijery ireto sary a. Pôzy nama izao misy dia tena jejo tokoa moa izany ary sary nofidina mihitsy no avoaka ao tsy misy maharatsy an'izany akory fa tena varina enao mijery azy ireo. Izao tokoa ilay tonga @ fitenenana oe antitra 'ty vao be ny tanora.
Fa ny tena nahafinaritra @ ilay FB dia hitako tao indray ireo namako taloha teny @ lycée ka nahatsiaro ny fahiny izahay. Efa mitaiza avokoa ny akamaron'izireo ao ny efa niteraka 4 dahy be zao ao kosa ny mianadahy sy ny sisa. Tena tsy mahalavitany tokoa ity teknolojia vaovao ity ka.
Izay aloa no azoko atolotra fa ohatrany oe tsy maintsy mamoaka lahatsoratra koa moa @ ity resaka bombs bombs nareo ity ka. lol
Tapitra.
Ande hijery mamakely indray za io lol





12/11/2009, 19:58
simp => midira ao @ fb fa tsy afaka asehoko eto ireo mamakeli-ko e! lol
bobaka be ao wa marina e
12/11/2009, 17:13
asivo rohy eto hoe handihako azy tsara ? :P
11/11/2009, 20:49
Simp => Tsy laninla zany ao misy vaovao foana isan'andro! lol
11/11/2009, 20:06
ary i kdom ity kay tena saropiaro be mintsiny an :)
n2d,
gasy ka manja less ee
tsy iadiko hevitra izay ;-)
soa fa nisy ny fb... nda mba hitady fantasma kou aloha fa tsssssssssssssssssss
:-P
11/11/2009, 18:13
Simp => Hivika @ matematika koa twa zany kle nga moa de we mifantasme e! tsy misy tadidy akory anie rhf tena tg tokoa ny tokoa e! lol
Kdaomba =< inona indray!!!lol
11/11/2009, 17:14
"fiainana andavan'andro' hono ity mijery mamakely ity ! Odoaie ! :))
11/11/2009, 16:59
Simp < eny iky ry Simp ! io hoa bandy tena tssss !!!!!
11/11/2009, 15:50
kiiiiiii
sary endrika fotsiny ve dia mampifatasme an'i toi @ alina kle :-)
sa hoe par extrapolation looooooooolllll
11/11/2009, 06:08
maeva74 => oh mba mihaja2 kosa le izy atao we petit papa sy petite maman kle! hi hi hi sady efa ho avy le petit papa noel
10/11/2009, 21:03
Ho avy tsy ho ela i petit papa sy petite maman kah hihihi
10/11/2009, 20:51
kdaomba => Varina mijery mamakely e! album zao abum zao lol
10/11/2009, 20:27
Ary miondana ordinateur mihitsy i toi izany an ! vao teo aho nametraka lalao ao anaty hafatra Kdaombaramita hay ny an'i toi no tonga aloha ! Mety ho tsara tokoa izay lalao izay raha toa ka mandeha ! hahatsikaiky ny rediredy.
10/11/2009, 19:46
maeva74 => Miandry ny tantara misy mamakely sy dadakely indray zany koa! tantarao oe nihaona t@ irony tchat @ aterineto irony ny tovolahy iray sy tovovavy iray de bla bla bla ... lol anao ny tohiny.
kdaomba => mahavoa be ry twa le mamakely ao @ FB ao a! hi hi hi
10/11/2009, 19:39
Ka io mijery² mamakely io ilay atao hoe manandrana sira ka inona indray ary ! Ry "dadakley" tsy misy tsirony ilay tarehiny kou !
10/11/2009, 19:37
Tena marina io fa samy mijery dadakely sy mamakely daholoe!Sa ahoana e! virtoaly nge io fa tsy tonga eny ampandiana e! hihihi
10/11/2009, 19:00
Ikalamako => Nga kosa moa tg de misy resaka oe hatakalo izany e! efa iny no anjara ny tena de izay tsy misy tohiny intsony ka. Sa ahn?
kdaomba => tsy misy maminy anga!!! lol
za alo tsy mbola nanadrana tsiro ka tsy haiko oe mamy ve le mamakely sa tsia e! lol
10/11/2009, 18:45
Ireo "dadakely" tsy misy maminy koa !!! pouaahhhhh !! manao "grimaces" daholo ry zalahy ! ha ha ha ! azafady ho an'izay voadona e !!!!
10/11/2009, 18:31
hahaha misy lapsus du clavier. Vakio hoe "siora" fa tsy "siroa"
10/11/2009, 18:30
lhlhtsrs : Siroa eee. Ekeko 100 isanjato : hafa ihany ny akoho tamana an-trano (nahoana tokoa moa no atakalo !!!)
10/11/2009, 17:33
lehilahytsyresy +> Marina io tsy misy diso! sady za anie hendry be mht e!
ravakamalala => sure fa mijery koa e!tpt