Tsy oe ny vaovao no tsy misy fa ny hirika hanoratana no tsy tafa hoy ny tanora izay. Tena repotra tanteraka ranews e! vonjena daholo babay sy lovohatra hany ka na ny fotoana hisakafoanana aza tsy misy marary h@ ny vavony mihitsy.
Nanomboka t@ faran'ny volana novambra teo ka mandram-pahavita ny fetin'ny farany taona de mbola tsy point eto @ blaogy ranews. Nisy lanonam-pianakavina nokarakaraina izay tokoa t@ farany volana io ilay oe mitady raharaha e! ka nahita tokoa. LOL vita soamatsara ihany aloa izay no zava-dehibe.
Misy namana manoratra mailaka mihitsy aza oe fa maninona no tsy hita tabilao intsony. Isaorana azy ireny manokana aloa mahatsiaro.
Izay aloa ny androany fa @ manaraka indray zara aza nahasoratra an'ity.
tapitra
news2dago





24/12/2009, 18:09
Bonne fêtes elà RaN2D fa aza tsy hita foana a !!! SWACK !
20/12/2009, 19:01
Miarahaba,
Efa elaela mihitsy izany, miandry foana ny vaovao avy amin'i news2dago izahay, na dia kely monja aza...
Mirary soa.
20/12/2009, 18:43
maeva74 => lol
kdaomba => ho avy e! varina miredy e! hi hi hi
19/12/2009, 19:42
Miverena ianao miverena ianao, hoy ny antsoko !
19/12/2009, 09:54
Nalahelo an'i New2dago mihitsy zahay anh!mba tongava moa na de manome bisss fotsiny aza e!