[Ankapobeny
]
24 Desambra, 2009 20:26
Mirary Krismasy sy taom-baovao sambatra
Manaova fety sambatra dia samy ho tahin'Andriamanitra isika mpiblaogy rehetra. Mirary soa sy fanambinana indrindra ho antsika rehetra anie ity taona vaovao hitsidika ity lasa @ zay ny ratsy rehetra.
Tandremo ny taoka diso tafahotra ry zala lol
Tapitra





03/01/2010, 23:31
tratryny taona
26/12/2009, 01:07
mirary soa e !
25/12/2009, 22:37
Misaotra, torak'izany koa ny anareo.
Ho tanteraka anie ny firariantsoa rehetra, dia ho tahin' Janahary aby :)
25/12/2009, 19:40
M6 dhl e!
24/12/2009, 23:19
HA ha ha, nipoitra ihany ! efa nametraka hafatra aho t@ lahatsoratra teo aloha, mais bon : bonnes fety lesy a ! ho tahian'Atra hatrany elà sy ny fianakavian'la, dia ataovy bisouxxx be ny zazakely dia bon redy lesy e ;)
24/12/2009, 22:04
ie za koa tsy mba misotro mintsy.
joyeux noel sy bonne annee letsy a.
24/12/2009, 21:06
hihihihi Soa zah fa tsy mba misotro fa tsy tantiko no manimba vavony!Mirary fety sambatra ho antsika rehetra e! Ba mamy be daholo