Manimanina ny tiako a izany ka lasa vinany!!!
Tena ohatra ela laotra a tsy nanoratra sy nitafa teto de mba hiezaka ny hanoratra na de andalana vitsy ihany ary no ho vita. Maro ny zavatra tiana hambara fa mila fotoana ny zavatra rehetra angamba. Ny politika aloha tena tsy harako intsony fa de manaraka vaovao any @ blogana sasany any ny tena mba manejika vaovao na mijery irony forum irony. Toa ny omaly tsy miova ihany izy ity ra tazanina lavitra.
Tafablaogy indray moa ny tena ity no sady manina ilay teny malagasy koa de ihezaka ny hanoratra matetika eto ihany rehefa misy ny fotoana malalaka.
Tsy de te hilaza zavatra betsaka a fa mampitahy tsotsotra fotsiny oe tena very ny olona 50taona isika ra eo amin'ny fandrosoana. Sendra nandalo tatsy @ nosy Maorisy a mantsy andro vitsivitsy lasa izay fa tena gaga ny tena mahita fa tena tsara ny tanana ary mivoatra ny olona. Misy ny asa ary saika ny atsasaky ny mpiara-dia taminay tao anaty fiaramanidina dia ande hiasa any @ zone any Maorisy daholo. Tsy hita fa ny fitadiavana mahazaka maniraka. Ny indro kely fotsiny dia tena hita mihitsy isika oe tsy havanana @ lafiny taratasy e. Tena honena enao mahita azy ireo manarakefa sy manao baiko maona fotsiny.Mila miezaka kely fotsiny de mety io angamba sady toa oe tsara karama ihany mantsy izy ireo raha ny henoko. Tsy haiko kosa anefa izay tena fahamarinany.
mbola hitohy...
Thank you for this great blog, you always post here the most useful, interesting and important things. Calcul RCA
absolutely absorbing theme! But I suppose that author is too criticizes the problem...
Hi! I’m certainly extremely happy to read this extraordinary page! Your site appeared to be exceptionally one of a kind as well as a must read! As compared to other content, yours seemed to be filled with articles that is very worthwhile to learn! Hope you appreciate my simple opinion. Keep posting!
Iza no tsara karama? Maorisy sa Lebanona ? :-))
Tena nahatsiaro anao mihitsy aho rangahy ity tato ho ato hoe nakaiza ary lay bandy iny ? (asa, miredy be mihitsy ve ary no antony ? sa efa manan-jandry ilay voalohany ?) Saika hanoratra fa tsy tafa e ! SOa fa tafaverina indray ianao koa dia mba manantena ny hamaky anao eto indray izany izahay.
Ny ao Maurice dia tena miasa tokoa ny olona ao,na dia efa antitra ary dia hita eny an-tsaha eny ramatoa bebe taona ireny. Tsara ny tanàna, misy ratsy koa anefany fa tsy ary mitovy daholo. Ary anisan'ny kely isa @ chomeurs ry zareo. Ny fari-piainana raha mihoatra amin'ny malagasy dia ambony ihany, fa raha erôpeanina no makao dia migalabona tokoa noho ny euro ambony be ny vidiny amin'ny roupie. MIvelona amin'ny tourisme ry zareo, ary manao izay hampanintona izany tokoa ka sécuriser-ny tsara ny fiainana andavan'andro : feno polisy eny an-dàlana eny.
Ary ....... MILAY BE NY RANOMASINA MANGA !
Manahoana News2Dago aaaa :)