Vaovao an-tsary vitsivitsy
Andro vaovao ho an'ny mpiray tanindrazana indray androany ary toa mahavelom-bolo ny mahita ny ankamaron'ny olona manao ny asany an-davanandro am-pitiavana! na dia teo aza ireny loza nianjady t@ malagasy ireny! atao ahoana tokoa moa fa tsy maintsy mitraka e! fiainana daholo ireny!
dia mba nanangona sary vitsivitsy aho androany mba asehoko anareo ny fahavoazana naterak'iny rivodoza iny!
ito izao ilay lalana andalovan'ny ligne 126 ety @ 67 ha!

toy izao ny fiakatr'ikopa tonga namana tokoa vao mavomavo!
ahoana no tokony atao @ ity trano mivava be ity e! sao dia mba tokony azera ary sao mahafaty olona eo indray vao hifanome tsiny eo!
mbola maro ny zavatra nanaitra ny maso fa ireo aloha no tratra androany fa @ manaraka manao misimisy e!
ny mampanahy ahy izao dia ity oe misy rivodoza vaovao niforona sahady hono any ho any!
JEREO KOA ETO ary MIHOMEZA ATO na ATSY
Information and Links
Join the fray by commenting, tracking what others have to say, or linking to it from your blog.

