Sendra nijery ny fandaharana tao @ cnn aho ny asabotsy tolakandro lasa teo dia faly tena faly fa mba nandalo teto Madagasikara i Errol Barnett
Tsy ho voatantarako @ antsipirihiny akory ilay reportage fa indro zaraiko kosa ny rohy mba afahana mijerena azy.
TAPITRA